Misokatra manomboka anio hatramin’ny 2 septambra 2023, eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka, ny “Village Culturel des jeux des îles”. Hetsika natokan’ny mpikarakara ny lalaon’ny Nosy hampahafantarana ny zava-misy eo amin’ny haikanto sy ny kolontsaina, avy amin’ireo nosy mandray anjara. Tanjon’ ny hetsika ny hampahafantatra ny kolontsain’ireo nosy manodidina, indrindra ny eto […]
Taratra
MSK-OIF : mihamafy ny fiaraha-miasa
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy,omaly, teny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT Andavamamba), ny hetsika fampirantiana “La Francophonie dans la diplomatie et à travers les contenus Culturels Malagasy”. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina (MSK) sy ny « Organisation Internationale de la Francophonie (OIF) » ary ny AFT Andavamamba no nahatanterahan’izao hetsika izao. Tanjona […]
Mozika miaina : namoaka ny rakikira « Fito – Seven » Rajery
Mpanakanto 43 taona nitendrena valiha. 40 taona niakarana sehatra. 30 taona niatrehana ny sehatra iraisam-pirenena. Hita taratra ao anatin’ny rakikira « Fito – Seven » avokoa ireo traikefa ireo. Mpanakanto manana ny lazany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ! Nampahafantarin-dRajery, omaly, tao amin’ny Carlton Anosy, ny fivoahan’ny rakikira vaovao « Fito – Seven ». Hira 9 no voarakitra ao […]
Fampahatsiahivana tantara : 360 ireo olo-malaza mitondra anaran-dalana eto Antananarivo
Mahatratra 360 ireo anaran-dalana manerana an’ Antananarivo, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny sampandraharaha misahana ny Vakoka sy ny fizahantany eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. 5% ireo toerana tsy mbola misy anaran-dalana ankehitriny, raha ho an’Antananarivo manokana. “Nosafidina afaka mitondra anaran-dalana ireo olo-malaza, efa maty, nahavita zava-dehibe teto Antananarivo sy […]
FANTINA SY FINTINA
Misokatra manomboka anio ny fametrahana dosie ho an’ireo kandidà hofidiana ho filoham-pirenena ary hifarana ny 6 septambra. Miisa 15 ireo antontan-taratasy ilaina haterina etsy amin’ny HCC Ambohidahy. Miisa 10 aloha hatreto ireo kandidà ka vehivavy ny roa. Mitaky hatrany ny hiarahan’i Betroka amin’ny faritra Ihorombe ny depiote Randrianosolo Nicolas. Tsy […]




