Anisan’ireo nanao sonia ilay satan’ny fitsipi-pitondran-tenan’ny antoko politika “Charte de bonne conduite”, tetsy amin’ny foiben’ny Friedrich Ebert Stiftung (FES), Ankadifotsy, omaly, ny kandidà ho filoham-pirenena, Razafinjoelina Tahina. Nambaran’ity mpirotsaka hofidina atolotry ny vovonan’ny Firaisankina ho an’ny tia tanindrazana (FTT) ity fa zava-dehibe mandritra ny fifidianana ny adihevitra. «Aoka mba ho […]
Taratra
Toa lelon-jaza
Andro vitsy dia hanomboka ny andiany faha-11 amin’ny lalaon’ny Nosy. Efa misy tonga eto Madagasikara ny vahiny mpilalao. Mihazakazaka manaraka izay ny fanamboarana ny fotodrafitrasa isan-karazany. Misy mahavita majia mihitsy amin’ny fanenjehana tetiandro. Mahafinaritra ny fiaraha-mientana satria miaro ny voninahi-pirenena. Tsy afa-miala amin’ny fiarahamonina iraisam-pirenena rahateo i Madagasikara amin’ny […]
Ceni momba ny lisi-pifidianana : “Finiavan’ny olom-pirenena no nanaovana ny fanavaozana”
Nitondra fanazavana momba ireo olom-pirenena maherin’ny iray hetsy tsy mazoto nisoratra anarana ny eo anivon’ny Ceni. Namaly ireo fanakianana samihafa izy ireo tamin’izany. “Ny toe-tsaina mifototra amin’ny finiavan’ny olona no nanaovana ny fanavaozana ny lisi-pifidianana, fa tsy nisy fanerena. Hajanona ve ny raharaham-pirenena fa misy olom-pirenena iray alina na iray hetsy tsy […]
Tselatra
Andro miditra ! Nivarina tany anaty rano tao Vohiparara Ranomafana, RN25, omaly, ny fiara iray nitondra razana. Resin-tory tampoka ny mpamily ka tsy nahafehy ny familiana intsony. Nisy tamin’ireo fianakaviana tao anaty fiara no naratra. Tsy nisy kosa ny aina nafoy. Voatery naiditra ambalampamonjana ny kamiaobe iray nitondra olona marobe niaraka […]
Ady tany : raim-pianakaviana hita faty nifatotra sady nodorana
Nodorana ny loha ary nofatorana tady ny raim-pianakaviana iray hita faty tao Andasibe Andranomena, fokontany Ambodirotra, kaominina ambanivohitra Mangarivotra, distrikan’i Moramanga, afakomaly. Tsy hita nanomboka ny 6 aogositra lasa teo izy. Ny alatsinainy teo, naharay loharanom-baovao avy amin’ny tsara sitrapo tao amin’ny tanànan’i Mangidifoza ny zandary. Vatana mangatsiaka efa kilan’ny afo […]




