Taratra

Tsy fahalalana, eboebo, laza…: Endrika ivelany sisa ilay kolosaina

Iray amin’ireo mampiavaka an’i Madaga­sikara sy ny Malagasy manoloana ny firenen-kafa ny fananana kolontsaina marobe. Niharan’ny fiovana anefa izy ireny… Fandikan-teny « mivilana » ihany ny hoe « kolontsaina », raha takarina amin’ny foto-pisainana malagasy. Ny saina no nokoloina tamin’ny hira, fanorona, valiha, angano, kabary, katro, sns. Noho izany, « kolosaina » no tokony ho izy. […]

SOMBIM-BAOVAO

Afaka fito andro ! Hanomboka ny lalaon’ny Nosy, JIOI 2023, izay hatao eto amintsika ny 25 aogositra – 3 septambra ho avy izao. Nisy ny lalao fitsapana nataon’ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar sy ny ekipa voafantin’i Mahajanga, tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina, omaly. Tsy afaka natrehin’ny mpijery izany. Nivoaka omaly, tao […]

Rugby – Lalaon’ny Nosy 2023 : tanjon’ny Makis ny haka volamena roa

Naneho ny fahavononany amin’ny lalaon’ny Nosy 2023, hotanterahina eto Madagasikara, ny Maki de Madagascar, eo amin’ny taranja rugby lalaovina olona 7, lahy sy vavy. Efa ao anatin’ny fametrahana ny paikady sisa ireo mpanazatra amin’ izao herinandro tsy hanombohan’ny fifaninanana izao. Nametraka fanamby izy ireo fa tsy hamotsotra ny medaly volamena […]

Kitra – Amboaran’ny filoha : tafita amin’ny famaranana Antananarivo sy Toamasina

Nafana tanteraka ny lalao manasa-dalana teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, By pass. Hiady ny amboarabe amin’ity fifaninanana ity Antananarivo mpampiatrano sy Toamasina. Notanterahina omaly alakamisy 17 aogositra ny manasa-dalana, fia­diana ny amboaran’ny filoha “Coupe du Président 2023”. Nahazo ny tapakila hiatrika ny famaranana atao etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny […]