Nisy ny atrikasa ho an’ny tanora malagasy tetsy amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny Ampefiloha, ny faran’ ny herinandro lasa teo. Nampahafantarana sy nanoroana azy ireo ny tokony hatao raha te hianatra any ivelany. Teo anelanelan’ny 1880 -1970, nifindra monina voalohany tany Frantsa ny ankamaroan’ireo miaramilan’ny mpanjanaka tao amin’ ny Tafika frantsay, izay […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Miantso an-dRanaivojaona Sylvia ho kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena ireo fikambanana tanora maromaro ao Toamasina sy Antananarivo ary amin’ny distrika hafa. Filoha mpanorina ny fikambanana ”Perfect Madagascar” ny tenany. Sady mpandraharaha no mpiasam-panjakana. Reny mpiahy ny skoto. “20 tapitrisa Ar ny fifidianana depiote, matoa 200 tapitrisa Ar ny amin’ny firotsahan-kofidina filohan’ny […]
Ravalitera Jacques Michaël : Ravalitera Jacques Michaël
“Tsy polisy ny firaisamonina sivily, ka ny zavatra tsy mety hatrany no resahina”, hoy ny mpanolotsaina eo anivon’ny birao maharitry ny Ceni, Ravalitera Jacques Michaël, teny Alarobia, omaly, momba ny fiaraha-miasan’ny firaisamonina sivily sy ny Ceni amin’ny fiatrehana fifidianana. Marina fa manao fanairana ny asany, manara-maso ny asan’ny fanjakana. Ao […]
Kolikoly ara-panahy !
Masina ny tanindrazana ! masina koa anefa ireo masina ka tsy tokony ho zimbazimbaina sy lalaovina amin’ny resaka politika. Iaraha-mahita ankehitriny fa zary tafiditry ny kajikajim-pifidianana ny antokom-pivavahana na antokom-pinoana iray. Taiza hatrizay no misy fikambanana mitondra ny anaran’i Kristy, manolotra kandidà ho filohan’ny Repoblika. Ny antokom-pinoana lehibe rahateo efa […]
Fianakavian’ny filoham-pirenena : nahazo tsodrano tamin’ny Papa ray masina Fransoa
Manao fitsidihana masina any Vatican ny filohan’ny Repoblika ombam-bady aman-janaka. Nitsodrano azy ireo sy ny vahoaka Malagasy ny ray masina Fransoa. Manao fitsidihana manokana any Vatican ny fianakavian’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nisy ny fihaonana manokana teo amin’izy ireo sy ny ray masina, tao amin’ny birao fiasany. Nanotrona azy ireo […]




