Namoy ny ainy vokatry ny tsatok’antsy ny lehilahy iray tao Analabe, fokontany Ambatolahy, kaominina Ambohinamboarina, distrika Ambohimahasoa, ny alin’ny talata hifoha alarobia 9 aogistra teo. Namonjy lanonana fitokanana trano ny lehilahy iray sy ny namany. Nifanena tamin’izy ireo tao an-toerana ny lehilahy iray hafa, noahiahian’izy ireo ho sakaizan’ny olon-tiany. Raikitra […]
Taratra
Polisy nasamborina: mamo sady nandrahona anty vehivavy zandary
Nentin’ny toaka! Niditra an-keriny tany an-dakazerin’ny zandarimariam-pirenena ilay polisy. Norahonany tamin’ny antsy ny vehivavy zandary sendra azy. Efa voasambotra izy. Nanao amboletra niditra tao anatin’ny tobin’ny zandarimaria, ao Tsinaoke, Toliara, ny mpitandro filaminana iray miasa eo anivon’ny kaomisaria Centrale ny polisy ao Toliara. Nentin’ny hamamoana ilay polisy, nanao fanamiana sivily […]
Baolina kitra – JIOI 2023 : “Ekipa “ Favoris” ny Barea de Madagascar”, hoy i Fenosoa
Araka ny efa fantatra, omaly, i Seychelles sy i Maurice no miray vondrona “A” amintsika, amin’ity lalaon’ny Nosy 2023, izay hatao eto an-toerana ny 25 aogositra-3 septambra ho avy izao. “Azo antoka ny hivoahan’ny Barea amin’ity vondrona ity. Isika no ekipa “favoris” ary tokony hifantoka amin’ izay ho mpifanandrina amintsika […]
SOMBIM-BAOVAO
Kitra D2 Nasionaly. Nisaraka ady sahala 1 no ho 1 ny FC Rouge Analamanga sy ny FCT Analavory Itasy. Lalao notanterahina omaly, tany Ambatondrazaka, izay tafiditra amin’ny andro fahatelon’ny fifanintsanana ity natao ity. Marihina fa tsy mbola nahazo fandresena mihitsy ny FC Rouge hatramin’izao. Nilaza Rakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby, […]
Rugby: hanafika atsy La Réunion ny Makis, lehilahy
Nahazo fanasana avy amin’ny ligin’i La Réunion ny Makis de Madagascar «sénior», lehilahy, ka hiatrika lalao hifandonana amin’ny ekipa voafantin-dry zareo, ho an’ny rugby lalaovina olona 15. Hotanterahina ny 15 septambra ho avy izao, izany. Tohin’ilay fihaonana natao ny volana jona, teto Madagasikara, izy io. Tsy zakan-dry zareo mantsy ilay […]




