Taratra

Protocole de Maputo : tokony hiroso amin’ny fanamafisana ny fifanarahana i Madagasikara

Nomarihina, omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, ny faha-20 taonan’ny fahavitan’ny so­nia fifanarahana, «Protocole de Maputo», tany amin’ny kaontinanta afrikanina. Fiara­ha-miasa eo amin’ny Forum Génération Egalité Madaga­sikara no nanaovana izany. Efa nanao sonia izany i Madagasikara saingy tsy mbola nanao fanamafisana eo anivon’ny parlemanta. Noha­raraotina, omaly, koa ny fampahatsiahivana sy […]

Vokatry ny korontana : very ny fifantohana, feno tebiteby

Tany amin’ny 4 ora hariva vao nanomboka ny adina Tantara sy Jeografia ho an’ireo mpanala baka, omaly, tamin’ny foibem-panadinana sasany. Tao anaty tebitebin-tsaina no niatrehan’izy ireo izany. Nitaraina ny amin’ny fahaverezan’ny fifantohana ireo mpianatra sendra anay teny amin’ny Lycée Rabearivelo Analakely. Tsy nampoizina ny fiovana tampoka ka niteraka fitaintainana. Manginy […]

Taranja Tantara sy Jeografia Bakalorea : haverina ny zoma izao ny adina »

Nandray fanapahan-kevitra ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony fa haverina ny zoma izao ny adina eo amin’ny taranja Tantara sy Jeografia ho an’ny sokajy A1, A2, C ary ny D. Niaiky ny minisitry ny Fampianarana ambony fa nisy tokoa ny laza adina nivoaka alohan’ny fotoana. «Vokatr’izay, noraisina ny fepetra nandritra […]

Ampitifirana Ankatso: notsaroana ny nitifirana ireo maherifo

Notontosaina teny Ampitifi­rana Ankatso, omaly, ny lanonam-pahatsiarovana ny nitifirana ireo maherifon’ny firenena tao amin’io toerana io. Ny 19 jolay 1948 no nitifirina ireo ma­herifon’ny firenena nitaky ny fa­hafahana sy ny fahaleovantenan’i Madagasikara. Ireto avy ireo maherifon’ny firenena na­moy ny ainy ho an’ny Tanindra­zana teo amin’ity toerana ity : ny Lietnà […]

Fanomezana kopia : ankizy 4 000 no hisitraka ny tetikasa

Tontosa omaly, teny amin’ ny Organisation internationale de la francophonie (OIF) Anta­ninarenina, ny fanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fitsarana sy ny OIF, momba ny fanomezana sora-piankohonana, ho an’ny ankizy. Any amin’ny faritra Itasy no hanombohana ny tetikasa, ary antenaina ny hiitaran’izany amin’ny faritra hafa. Ankizy 4 000 isa no hisitraka kopia, mandritra […]