Manana ny fototra mampiavaka azy ny fanaovana tombokavatsa manoloana ny tantaran’i Madagasikara. Misy dikany ny endriny, arakaraky ny faritra sy ny foko tsirairay avy. Zava-dehibe teo amin’ny Malagasy ny fanaovana izany. Anisan’ireo riba sy kolontsaina malagasy ary nanana ny naha izy azy teo amin’ny fiainan’izy ireo ny tombokavatsa, araka ny […]
Taratra
Vaovao tambatra
Betsaka ireo maniry handeha ny zotra an-dalamby FCE amin’izao vanim-potoana fialantsasatra izao. Mihoatra ny 7 ora eo ny dia amin’ireo lamasinina mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara. Misy karazany ny train express izay mitondra mpandeha sy ny train mixte izay mitondra mpandeha sy entana. Hiitatra hatramin’ny rahampitso ny fe-potoana farany handraisana […]
Hetsika RSE andiany fahavalo: omena vahana ny famatsiam-bola ho an’ny zava-mananaina
Vonona handray andraikitra ho an’ny tontolo iainana sy amin’ny fiarahamonina. Ireo ny antoka ataon’ny BNI Madagascar. Mandray anjara amin’ity hetsika RSE et des initiatives pour le développement”, andiany fahavalo, atao etsy amin’ny Novotel, androany sy rahampitso, ity orinasa ity. Mampivondrona mpiantsehatra samihafa ny hetsika RSE ka hizara ny fahalalany ireo […]
Tsy misy mpiahy
Mila tsy ho zakan’ny aina intsony ny hatsiaka iainana eto an-drenivohitra sy ny renivohi-paritra maro eto Madagasikara. Tsy hoe ririnin-dasa tsy tsaroana akory, fa ren’ny aina ilay hirifiry entiny. Mahazo vahana ny aretina isan-karazany noho ny faharefoan’ny hery fiarovana. Lasibatra sy mahita faisana ny zaza sy ny zokiolona. Na izany […]
2002-2022 : nahatratra 995 000 ha ny ala ringana
Nihazakazaka ny fahapotehan’ny ala eto Madagasikara tato anatin’ny 20 taona farany. Mitombo ny entona karbona CO2 aparitany, izay miteraka ny fiovan’ny toetr’andro, Zava-doza ! Araka ny tatitry ny Fikambanana iraisam-pirenena manara-maso ny ala, ny Global forest watch (GFW), nahatratra 16,4 tapitrisa ha ny velaran’ny ala teto Madagasikara, ny taona 2010, manome […]




