“Tsy mbola misy resaka ny amin’ny fanovana ny didy aman-dalàna momba ny fifidianana isika izao. Ny lalàna mifehy ny fifidianana efa misy amin’izao fotoana izao ihany no entina mikarakara fifidianana.” Izay ny fanazavan’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, i Tokely Justin, teny Ivato, afakomaly, momba ny fiatrehana fifidianana filohan’ny […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Eto Madagasikara i Mikidache. Mpanakanto avy any Mayotte, malaza eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena kanefa manana fifandraisana manokana amin’i Madagasikara izy. Nambarany fa manomana ny fandraisany anjara amin’ny “Waka Waka Festival” izy. Mialoha izany, misy ny fiarahany miasa amina mpanakanto malagasy maro, amin’izao fotoana. Ho any Toamasina i Mirado. Hanatanteraka «Cabaret […]
« Festival des Baleines » : tanjona ny hanehoana ny maha izy azy ny Nosy Boraha
Hotontosaina ny 15 hatramin’ny 23 jolay 2023, any amin’ny Nosy Sainte-Marie na Nosy Boraha, ny «Festival des Baleines 2023». Hetsika ara-javakanto sy ara-panatanjahantena maro samihafa no hanamarihana ity hetsika lehibe ity. Ho hita mandritr’izany ihany koa ireo seho sy haikanto ary kolontsaina mampiavaka ny Nosy Boraha. “Tanjona ny haneho ny […]
Any « Andafy » : mampahafantatra ny bagasy R’Imbosa
Raha ny fandaharam-potoana nomanina, nanomboka ny 16 jona teo ka hatramin’ny 24 jolay izao no hanatanterahin’ny R’Imbosa ny fampahafantarana sy fampitiavana ny bagasy any «Andafy». Mitondra endri-tseho samihafa izy efatra mianadahy (Mbosa sy Mimi ary i Lidy sy Vavah). Fampisehoana an-tsehatra, fifanakalozana, famelabelaran-kevitra, fampiofanana sy fampianarana, sns. Anisan’ny andrasan’ny maro any […]
Hetsika iraisam-pirenena: hivelatra kokoa ny “Waka Waka Festival” any Sambava
Iza no handimby an’i Grand P? Efa fantatra aloha fa hisy mpanakanto afrikanina malaza ho avy any Sambava, amin’ity andiany faharoa amin’ny “Waka Waka Festival” ity. Ho fararanon-danonana ny any Sambava. Handray ny andiany faharoa amin’ny “Waka Waka Festival” ny any an-toerana, ny 10 hatramin’ny 13 aogositra ho avy izao. […]




