Taratra

SOMBIM-BAOVAO

Volley Analamanga  Hotanterahina, ny faran’ity herinandro ity, ny manasa-dalana sy ny famaranana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga, taranja Volley-ball, etsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano. Ny sabotsy no hatao ireo lalao manasa-dalana mbola tsy vita, eo amin’ ny sokajy U16, U18 ary U20. Efa fantatra kosa fa hifandona amin’ny famaranana ny ekipan’ny […]

CUA – «Ping pour tous» : mpianatra 26 nifanintsana teny Ivandry

Notanterahina teny Ivan­dry, omaly, ny famaranana ny taom-pianarana fampiofanana «Ping pour tous 2022», ho an’ireo mpianatra eny amin’ny sekoly fototra EPP. Nisy ny fifanintsanana «Tennis de table» teny an-toerana namaranana izany. Maherin’ny 20 mianadahy no mpifaninana. Mpianatra amin’ny kilasy fahavalo “8ème” izy ireo. Anisan’ ireo sekoly nandray anjara tamin’ity hetsika […]

«World Games IBSA»: handray anjara i Nampoina, Malagasy judoka jamba

Efa nandray anjara i Nampoina Daniel, Malagasy judoka jamba, tamin’ny “Tournoi international” natao tany Tokyo Japon, ny desambra 2022. Hifaninana amin’ny “World Games IBSA (International Blind Sports association) indray izy. Fifaninanana hatao any Birmingham, ny 19 ha­tramin’ny 26 aogositra ho avy izao. Zava-dehibe amin’ i Nampoina ny fandraisany anjara amin’ity […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy tanteraka hatramin’ny fotoana farany ny fanonganana ny ampahany amin’ireo mpikambana eo anivon’ny birao maharitra. Nirava maina koa ny fifanatrehan’ny governemanta sy ny depiote, tokony ho natao omaly, tamin’ny 10 ora maraina. Nahemotra tamin’ ny 2 ora tolakandro izany ary nokasaina hatao maraina ny fanonganana. Tsy tanteraka avokoa izany na […]