Taratra

TARATRY NY KANTO

Nanie- Mandalo an-tanindrazana Efa fotoana ela no tsy nahitana an’i Nanie nisehatra teto Madagasikara. Fantatra izao fa mandalo eto ity mpanakanto ity; Fantatra ihany koa fa misy seho maromaro handraisany anjara, ka ny akaiky indrindra amin’izany dia ny fiarahany an-tsehatra amin’i Mahery Majika ny zoma 30 jona izao, etsy amni’ny […]

Tantara an-tsehatra : any Antanifotsy indray ry Rakoto, Niravo, Faly…

Hitohy any Antanifotsy in­dray ny seho an-tsehatra iarahana amin’ireo mpilalao tan­tara amin’ny onjam-peo. Hi­seho vahoaka any an-toerana ny alahady 2 jolay izao, amin’ ny 1 ora sy sasany tolakandro, ao amin’ny kianja malalaka Mb Terezy i Niravo, Rakoto, Faly, Synèse ary Antsa Ra­vaka. Holalaovin’izy ireo an-tsehatra amin’izany ilay tantara nosoratan’i […]

« Hiaraka Mi-Rock » : manohy ny lalany ny Serge GPE

Handimby ny « Revy Rock » ny « Hiaraka Mi-Rock » ! Ma­nohy ny lalany eo amin’ny tontolon’ny mozika hatrany ny tarika Serge GPE. Rahampitso zoma 30 jona, hanomboka amin’ny 7 ora hariva, ao amin’ny 26 Twenty six, Karibotel Analakely, no hitondran’izy ireo indray ny « Hiaraka Mi-Rock ». Hifanakaiky amin’ny mpankafy ny kanto ry zareo amin’io […]

“Itaosy Kaomedy Klioba” : hizara endri-tseho hafa ireo mpanao hatsikana

Mety ho anarana vaovao amin’ny maro. Azo antoka anefa fa hiverimberina ary halaza tsy ho ela. Mihora Andrianina, Aina Maharavo, Zina Rabedaoro, Deds Clodio ary Tsiresy Radilofera. Tanora mpanao hatsi­kana, homena sehatra eny Itaosy aloha… Toa tsy misy misongadina mihitsy ireo tanora mpanao hatsikana? Fanon­taniana heno mipetraka matetika io. Ny […]

Atsimo Andrefana : olona maherin’ny 3 000 nilahatra manohana ny Base Toliara

Anisan’ny nandray anjara tamin’ny fankalazana ny faha-63 taona niverenan’ny fahaleovantena ireo mpanohana ny orinasa Base Toliara. Maherin’ny 3 000 no nilahatra. Mivondrona anaty fikambanana miisa 30. Ahitana ny mponina akaiky ny toeram-pitrandrahana fasimainty, ny ao Toliara an-tampon-tanàna, hananganana ny toerana hanondranana ny vokatra, sns. Anisan’ny antso avo nataon’ny solontenan’ny fi­kambanam-behivavy […]