Tandindonin-doza ny seha-pihariana akoho manatody lava sy ny fakana nofo. Nampahafantatra ny zava-misy ny fikambanana, vovonana iraisan’ny mpisehatra matihanina amin’ny seha-pihariana akoho eto Madagasikara (IPA), omaly. Misedra olana ireo mpiompy akoho manatody lava sy ny fakana nofo. Midangana ny vidin’ny sakafo fototra, indrindra ny katsaka. Nilaza i Anjaratiana Nomenjanahary, mpiompy […]
Taratra
CT Motors sy PAMF: hahazo fiara ireo manana anton’asa
Tontosa omaly, ny fifanaovan-tsonia ny fiaraha-miasa eo amin’ny vondrona CT Motors sy ny Banky mpampindram-bola Première Agence de Microfinance (PAMF), tetsy Andraharo, omaly. Natao hampidinana ny tahan’ny fahantrana eto Madagasikara, manampy ny mpanjifa hisitraka vokatra mivantana eo anivon’ny orinasa CT Motors ity fiaraha-miasa ity. “Afaka mivadika ho tompon’ny Tuktuk entiny […]
26 jona 1960: nangatahina fa tsy niadiana mivantana ny Fahaleovantena
Taorian’ny nananganana Repoblikan’i Madagasikara, tafaverina ny Fahaleovantena ny 26 jona 1960. Na teo aza ny tolona nifandimby hatramin’izay, nanomboka tany amin’ny andron’ny Menalamba, taona 1896: niadiana an-taratasy sy nangatahana ny fiverenan’izay Fahaleovantena izay, fa tsy niadiana mivantana hatramin’ny farany. Tsiahy sy tantara… Nambara teny Andohalo ny 14 oktobra 1958 ny […]
Mampiditra vola 1 600 000 Ar isam-bolana
Manana tady fambolena lomotra 500 any an-dranomasina i Merlande mpanjono ao amin’ny kaominina Anakao ary iray amin’ireo mpamboly 1500 miara-miasa amin’ny Ocean Farmers. Sady nahazo fiofanana izy no novatsiana fitaovana koa ary manao fifanarahana fa tsy hivarotra ny vokatra amin’ny orinasa hafa. 400 izy ireo no mikambana ao amin’ny “Anakao […]
Mamely ny aretina efaha
Misy aretina antsoina hoe efaha mamely ny lomotra mena, izay tsy mbola nahitana fanafody mahomby hatramin’izao. Fomba iray hisorohana ny fifindran’ny aretina amin’ny fambolena rehetra mifanakaiky ny fanesorana mialoha ny lomotra simba ary angonina ny fako isaky ny roa volana. Soloina fitaovana vaovao ny lanjan’ny fako voaangona ary misitraka tosika […]




