Fantatra taorian’ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara, tamin’ny fiadiana ny amboara eran-tany fa hotanterahina ny 21 septambra 2023 hatramin’ny 30 septambra 2023, eto Antananarivo, ny «Slam National» andiany faha-14, karakarain’ny fikambanana Madagaslam. Maro ny ezaka entina hanatsarana ity andiany faha-14 ity, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra mpikarakara. Efa manomboka mahazo laka eto Madagasikara ny […]
Taratra
Unesco – Arisivam-pirenena: « Tsy misy afaka hiroso, tsy manana fototra iaingana », hoy Ravelojaona Manda
9 jona, Andro iraisam-pirenena ho an’ny arisiva. Ankoatra ny fampitana hafatra avy any amin’ny Unesco foibe, anisan’ny nanamarika io vanim-potoana io i Madagasikara. Tamin’ny alalan’ny velakevitra narahina fifanakalozana no nanatanterahina izany. Ravelojaona Manda, Sekretera jeneralin’ny Vaomieram-pirenena malagasy momba ny Unesco (SG. Com/Nat.Unesco) Iray amin’ireo nanasongadina ny maha sarobidy ny arisiva […]
Depiote Ratsiraka Roland : “Ilaina ny fanitsiana ny tetibola”
“Mihazakazaka ny governemanta fa ho avy ny fifidianana ka manao fanambarana be dia be. Eo ny fananganana ny faritra faha-24 Ambatosoa. Tsy azo atao petatoko ny zava-drehetra. Aiza ny vola hanatanterahana an’izany? Nefa tsy atao ny volavolan-dalàna fanitsiana ny tetibolam-panjakana”, hoy ny depiote, Ratsiraka Roland. Tao anatin’ny 60 taona, tsy […]
Olan’ny fampianarana ambony sy ny politika : nomen’ny Seces hatramin’ny faran’ny jona ny fanjakana
Nomen’ny Seces nasionaly hatramin’ny faran’ny jona ity, hamahana ny olan’ireo mpampianatra mpikaroka ny fitondram-panjakana. Takin’ izy ireo koa raha dila izany fe-potoana izany ny hanesorana tsy misy hatakandro ireo olona, vato misakana ho amin’ny fampandrosoana ny fampianarana ambony. “Tsy maniry ny hikatsoan’ny fampianarana sady tsy te hanan-dratsy vokatry ny tsy […]
Angaredon’ireo antoko politika miisa dimy: “Ahiana ny korontana amin’ny fihoaram-pefin’ny Ceni”
Nanao fanambarana iraisana ireo antoko politika miisa dimy, ahitana ny MMM, HVM, MTS, MFM ary ny Ampela manao politika, omaly. Tratry ny angaredon’izy ireo ny Ceni sy ny mpanatanteraka manoloana ny fanomanana ny fifidianana sy ny sosialim-bahoaka. Nohitsin’ny fanambarana fa natao tao anatin’ny fanitsakitsahana ny lalàna mifehy ny fifidianana ny […]




