Tsara ny vokatra azo nandritra ny 9 taona nisian’ny tetikasa “Ankizy”, tohanan’ny fikambanana Asmae (Association sœur Emmanuelle). Tetikasa niompana tamin’ny fampiroboroboana ny fampiatiana ny fanabeazana sy ny ara-tsosialin’ny ankizy. Nivoitra tao anatin’izany ny fomba fanao tsara sy mendrika halain-tahaka. Paikady nampandraisana anjara ireo akany fibeazana sy ivontoerana samihafa mpiara-miasa amin’ny […]
Taratra
CHU Analakininina sy Morafeno ary IFIRP : Miroso ny asa fanarenana ny fotodrafitrasa
Miroso ny asa fanarenana ireo fotodrafitrasa ao amin’ny CHU Analakininina, Toamasina. Mandeha ny sampandraharaha rehetra ao aminy, araka ny fitsidihana nataon’ireo tomponandraikitra ambony avy ao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Ankoatra izay, nizotra tao amin’ny Ifirp sy ny CHU Morafeno Toamasina ny delegasionina notarihin’ny tale kabinetra sy ny mpanolotsaina ary ireo tomponandraikitry […]
Teknolojia niomerika: Andry iankinan’ny fampandrosoana
Manan-danja amin’ny fampandrosoana ny firenena sy ny fiainan’ny mponina ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Nivoitra izany nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenana ho an’ny fifandraisan-davitra sy ny fiarahamonina ara-niomerika, ny alahady teo. Mitohy ny ezaka ho an’i Madagasikara hanatsarana ny tambajotram-pifandraisana manerana ny Nosy. Ny taona 2024, mahatratra 80% ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka amin’ny alakamisy 21 mey 2026 ho avy izao ny fandraisana ny fangatahana vaovao momba ny Fanomezan-dalana manokana fari-pitrandrahana harena an-kibon’ny tany na «Autorisation exclusive de réservation de périmètres» (AERP) sy ny Fahazoan-dalana vaovao. Nanomboka omaly ny fampahafantarana sy tantsoroka, manerana ny biraom-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny BCMM […]
Vokatra fanondrana : Tsena vaovao ny mankany Chine
Zava-dehibe ny fikarohana tsena vaovao ho an’ireo vokatra fanondrantsika toy ny lavanila, kafe, voanjo ary hena. Nivoitra izany nandritra ny dinika nifanaovan’ny minisitry ny Varotra sy ny fanjifana, Andriamadison Haingotiana sy ny masoivohon’i Chine, miasa eto Madagasikara, Ji Ping. Voaresaka ihany koa ny fampitomboana ny fanondranana amin’ny vokatry ny fambolena […]





