Voasambotry ny polisy ireo telo lahy namaky ny fiaran’ny ben’ny Tanàna’i Sambava, tao Toamasina, omaly. Nangalatra vola mitetina 1 tapitrisa Ar mahery niampy vola vahiny 100 Euros teo akaikin’ny trano fandraisam-bahiny ny mpangalatra iray, afakomaly. Fiara iray nipetraka amoron-dalana tsy nisy olona tao anatiny. Hitan’ity olon-dratsy izany ka nohararaotiny. Novakiany […]
Taratra
Branchement mora : tokantrano 200.000 hisitraka ny tetikasa
Hatomboka amin’ity herinandro ity ny fametrahana ireo kaontera 5.000 isa avy amin’ny orinasa Jirama. Andrasana afaka herinandro vitsy kosa ireo 20.000 ambiny sy ny manaraka rehetra. Araka izany, ho tonga eny anivon’ny tokantrano tsirairay avy ireo teknisiana, ho an’ireo mpanjifa eto Antananarivo izay nahaloa ny “devis” 30.000Ar. Efa misy fahana […]
Fizahantany : mpizahatany 1 tapitrisa andrasana ho tonga eto Madagasikara
Nametraka tanjona ny hampiakatra ny isan’ireo mpizahatany tonga eto amin’ny Nosy ny minisiteran’ny Fizahantany. “Tanjona ny hanatrarana 1 tapitrisa mpizahatany ny taona 2028”, hoy ny minisitry ny Fizahantany, Randriamandranto Joël, omaly, teny amin’ny CCI Ivato. Maro ny paikady entina hanantanterahina izany, tafiditra amin’izay indrindra ny hetsika International tourism fair Madagascar (ITM), […]
Famatsiam-bola Fec: andrasana ny filankevi-pitantanan’ny FMI
Nisy ny marimaritra iraisana teo amin’ireo delegasion’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI) sy ny mpitondra fanjakana malagasy. Nisy ezaka vita ny fanjakana fa maro koa ny mila hatao. Namita iraka teto Madagasikara izy ireo, ny 3 hatramin’ny 12 mey teo, mikasika ny Fampindramam-bola nohamoraina (Fec), andiany fahefatra. Efa nankatoavina ny marsa 2021 […]
Basikety 3X3 : hanao lalao fitsapana mialohan’ny Mondial ny Ankoay
Ho fiatrehana ny “Mondial Fiba, 3X3 2023”, taranja basikety, izay hatao any Autriche, ny 30 mey hatramin’ny 4 jona ho avy izao, hanatanteraka lalao fitsapana telo ny Ankoay Madagasikara, amin’ ity faran’ny herinandro ity. Araka ny vaovao navoakan’ ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), roa herinandro ny ekipam-pirenena malagasy no manao […]




