Taratra

Valiha Académie : Hofohazina ny lalao fahiny

Tsy hijanona fotsiny amin’ireo sampana efa misy sy velona ao aminy ny foibe fikarohana sy fampianarana momba ny kolontsaina malagasy « Valiha Académie », fa hiroso amin’ny fanatevenana izany. Fantatra, omaly, fa hofohazin-dry zareo ireo lalao fahiny. Hanana endrika tari-dalana izany, amin’izao vao manomboka izao, raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra. Ireo zaza sy […]

Slam – Amboara maneran-tany : Latsaka teo amin’ny manasa-dalana i Ampisafy Ma-Fia

Nampitaintaina… Fa indrisy, tsy tafakatra hiatrika ny famaranan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ny Slam ny Malagasy. Efa avo lenta kosa ny tolotra nomaniny. 0,1… Salanisa faran’izay bitika no nahalatsaka an’i Ampisafy Ma-Fia teo amin’ny dingan’ny manasa-dalana, nandritra ny fifaninanana iadiana ny amboara maneran-tany ho an’ny Slam na ny « Grand Poetry […]

FANTINA sy FINTINA

Betsaka ireo fitsabahana ataon’ny fahefana mpanao lalàna, toy ny Antenimierampirenena amin’ny fanapahan-kevitra raisin’ny fahefana mpanatanteraka, araka ny nambaran’ny eo anivon’ny sendikà mpandraharaha ny fonja, ny sekretera jeneraly, Razafiberison Mohamed. « Tsy mbola voahaja araka ny tokony ho izy ny fisarahan’ireo fahefana », hoy izy. Mijoro ara-dalàna ny fiangonana Home church Madagasikara, araka […]

Fikaroham-bahaolana : Raikitra ny fikaonandohan’ny FFKM

Hanomboka ny 18 hatramin’ny 21 mey izao ny fikaonandoha hotarihin’ny eo anivon’ny FFKM. Lohahevitra maromaro no anisan’ny hodinihina amin’izany. Nanentana ny rehetra, araka izany, ny filohan’ny FFKM, ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona, ho avy hanatrika sy hanotrona ny fanokafana ilay fihaonambe sy fikaonandoha hotarihin’ireo filoham-piangonana. Hotante­rahina eny amin’ny FJKM An­kadikely […]