Soa ihany fa hitan’ny polisy! Mpandeha an-tongotra avy niasa taraiky fodiana no saika notsatohan’ny jiolahy antsy, teny Ampasika, omaly alina. Nandritra ny fisafoana nataon’ny polisy ao amin’ny (CSP7) no nahitana ilay olon-dratsy manambana antsy ny lehilahy iray. Voalaza fa avy niasa izy tamin’io fotoana io. Nitsoaka avy hatrany ilay jiolahy […]
Taratra
Trafikana héroïne : fito lahy sady mpivarotra no mpitsindrona voasambotra
Tao anatin’ny roa andro monja, fito lahy ireo mpitsindrona rongony mahery vaika « héroïne » saron’ny zandary tetsy Anosizato. Mpivarotra io zava-mahadomelina anisan’ny manimba ny tanora io no voasambotra ny 1 mey teo. Naharay angom-baovao tamina tsara sitra-po ny mpitandro filaminana ka nanao ny fisamborana. Nahitana vovoka rôrô tao anaty fonosana tao amin’io […]
Ambatoroka: lehilahy tratra nangalatra vatokely efatra gony
Hafakely indray ity! Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany faharoa (CSP2) Ambohijatovo teny Ambatoroka, ny alatsinainy teo, ny lehilahy iray tratra nangalatra vatokely efatra gony. Nahazo antso ny polisy, tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro tamin’io fotoana io, momba ny fisiana trangana halatra vato tao amina tokantrano iray. Tonga teny an-toerana ny polisy nanamarina izany ka […]
Fitsaram-bahoaka: jiolahy roa nikasa hanohitra, maty voadaroky ny fokonolona
Noraisim-potsiny! Matin’ny daroka nataon’ny fokonolona ireo dahalo roa lahy tao Ambohitsapana, anatin’ny kaominina Ambohiborona, distrikan’i Faratsiho, ny alahady 30 avrily teo. Nividy mofogasy 80 tao amin’io fokontany io, nampiahiahy ny manodidina ny fihetsiky ny lehilahy iray. Nifanaraka ny fokonolona ka nanara-dia io olona io. Niditra tany anaty vohitra ivelan’ny tanàna izy. Tsikaritr’ireo […]
Angela Quintal – Committee to Protect Journalists: « Mihasimba ny tontolo hiasan’ny mpanao gazety aty Afrika »
Miharatsy ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety aty Afrika. Mampanahy ny zavatra mety hiseho mandritra ny taona 2023, hoy i Angela Quintal, Mpandrindra ny tetikasa ho an’i Afrika, eo anivon’ny Committee to Protect Journalists, manana ny foibeny any New York. Resadresaka. (*) Gazety Taratra: Amin’ny maha mpandrindra ny fandaharanasa CPJ-Africa, ahoana ny […]




