40 taona an-tsehatra fa mbola tsy nitsahatra tamin’ny mozika ry Iraimbilanja. Vao mainka aza vonona hiatrika ny taona maro ho avy ny tarika… Taona 1983, anisan’ny namoaka tarika sy mpanakanto maro…Anisan’ ireny ny tarika Iraimbilanja, izay nisafidy ny gadona rock ary tsy niala tao anatiny, 40 taona izao. 40 taona […]
Taratra
« Caravane de Droit » : hampahafantarana ny lalàna
Fanentanana amin’ny alalan’ny andiana fiara. Hanomboka rahampitso, handalo eny Talata Volonondry sy Ankazondandy ny “Caravane de droit” na ny fiara Zo. Hitohy any Anjozorobe izany, ny 27 avrily izao. Andiana fiara hanaovana hetsika hampahafantarana ny zo sy lalàna eny anivon’ny vahoaka izany ka iarahana amin’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana sy […]
Lisitry ny mpifidy : miisa 379 000 no tsy maintsy harenina
“Maro ireo olom-pirenena milaza fa nisoratra anarana nefa tsy hita ao anatin’ny lisitry ny mpifidy amin’izao. Izay indrindra no anaovana fanaraha-maso sy fitsirihana”, hoy ny fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly. Nahatratra 379 000, ohatra, ny isan’ny olom-pirenena izay nisy tsy fahatomombanana ny momba azy amin’ny fisoratana anarana. […]
Fivahinianana tany ivelany: naka traikefa tany Israely i Siteny
Noraisin’ny Praiminisitra Israelianina, i Benyamin Netanyahou ny filoha mpanorina ny Mihava Tour sady depiote, Randrianasoloniaiko Siteny. Notanterahina ny faran’ny herinandro tany an-toerana izany. Anisan’ny voaresaky ny roa tonta ny fiainam-pirenena sy ny fifandraisana eo amin’i Israely sy i Madagasikara. Teo koa anefa ny dinika momba ny fananganana fotodrafitrasa, anisan’ny tena […]
Namearison Robert : «Ilaina ny fitoviana sy ny fahazoana maneho hevitra»
Nitondra ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Namearison Robert. Anisan’ny nambarany ny momba ilay fepetra noraisin’ny minisiteran’ny Atitany. “Ilaina ny fametrahana ny fitoviana sy ny fahazoana maneho hevitra. Satria hatramin’izao tsy mbola misy kandidà. Ny loza aza, tsy ny resaka politika ihany no andrarana […]




