Anisan’ny miandrandra ny hanomezana ny fahazoan-dalana “Agrément” ireo mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny lavanila, miaraka amin’ireo tantsaha mpamokatra. Naneho ny heviny ny solontenan’ny tantsaha any Mananara Avaratra. Nambaran’ i Velo Rosalin fa tsy tena mivaha ny olan’ ity seha-pihariana ity na teo aza ny fanapahan-kevitry ny fanjakana. Anisan’izany ny fanalalahana. […]
Taratra
Vatsim-pianarana : nivoaka ny tetiandro fizarana
Ny faran’ny herinandro teo, namoaka ny tetiandro hivoahan’ny vatsim-pianarana mandritra ny 5 volana sy ny fampitaovana ho an’ny taom-pianarana 2022-2023 ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Samy manana ny tetiandro hamoahana izany ny oniversite rehetra toy ny eto Antananarivo, Toamasina, Toliara, Mahajanga ary Atsinanana sy Fianarantsoa. Hanomboka amin’ny […]
Fahasalamana : mamono ao anatin’ny andro vitsy ny tazomoka tsy voatsabo
Nitondra fanazavana amin’ ny fahamailoana amin’ny aretina tazomoka ny dokotera Andritiana, avy amin’ny USAID Access sy ny Dr Raharilalao Nomenjanahary, misahana ny sampandraharaha miady amin’ ny tazomoka ary ny Dr Joss, avy ao amin’ny USAID. Mamono hainga be ny aretina tazomoka raha tara ny fitsaboana. Mila porofo amin’ny alalan’ny fitiliana […]
Laza adina CEPE : efa tonga eny amin’ny minisitera foibe
Efa tonga eo anivon’ny foiben’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny santionan’ ny laza adina CEPE. Avy any amin’ny Cisco sy ny Dren hisafidianana hampiasaina amin’ ny fanadinana CEPE 2023, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny pedagojia, Andriamiakatsilavo Raoniherijaona. Manana 20 andro ny teknisianina ao amin’ny minisitera hifantenana ny laza adina farany haroso amin’ny […]
fandaharam-pibeazana eny amin’ny EPP sy CEG : notombanana ny boky 56 enti-mampianatra
Eo am-panavaozana ny fandaharam-panabeazana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena amin’izao fotoana izao. Rehefa hirosoana ny fanatsarana, hisy koa ny fanavaozana ny boky enti-mampianatra hahazoana ny kalitao kendrena. Notombanana ny boky fampianarana 56 efa nampiasaina ampolo taona maro teny amin’ny EPP sy ny CEG teto amintsika. Boky ho an’ny taranja Kajy sy Frantsay […]




