Taratra

Marary ny Barea de Madagascar : hitsoaka an-daharana i Nicolas Dupuis, mpanazatra

Samy mbola mitsakotsako ny faharesen’ny Barea de Madagascar indroa misesy nanoloana an’i Centrafrique avokoa na ny mpilalao na ny federasiona na ny mpijery, indrindra fa ny mpanazatra. Ao anatin’ny aretina ankehitriny ny ekipa malagasy. Mitady hitsoaka ny mpanazatra, i Nicolas Dupuis. Manoloana ny tsy fa­hombiazan’ny Barea de Madagascar, ka nahararaka […]

Filoha Rajoelina Andry : “Ireo maherifontsika no fitaratra ho antsika”

“Ireo maherifontsika ni­ady, nitolona, niaro, nanolotra ny aina ho an’ny firenena no fitaratra ho antsika: tsy nijery ny ho azy samirery, fa izay mahasoa ny vahoaka malagasy. Izany no entintsika miasa ankehitriny”, hoy ny filoha Rajoe­lina tany Mora­man­ga, omaly, tamin’ny faha­tsiarovana ny faha-76 taonan’ny 29 marsa 1947. Misy mi­la­za fa […]

Firaisankina ho an’ny tanindrazana

Vita iny ny fahatsiarovana ny 29 marsa 1947. Tsaroana isan-taona, dia fahatsiarovana tokoa. Mitondra inona? Na eo amin’ny tena na ny firenena… “Tolom-panafahana, firaisan­kina ho an’ny fitiavan-tanindrazana” no lohahevitra tamin’ity. Mby aiza? Tsiahivina isan-taona fa tsy mbola vita ny tolona. Vao mainka mihamafy aza, mitombo an-dalana… Aiza ho aiza izay […]

Fanafihana teny Soamanandrariny: tompona Cash point maty, very ny 21 tapitrisa Ar

Nanaovan’ireo jiolahy tambabe ilay raim-pianakaviana tompona Cash point eny Soamanandrariny. Maty voatifitra izy no mbola lasan’ireo tsy mataho-tody koa ny vola 21 tapitrisa Ar tao anatin’ny kitapony. Nirefodrefotra ny basy teny Soamanandrariny ny talata maraina teo. Lasibatry ny asan-jiolahy ny lehilahy iray manodidina ny 67 taona, tompona Cash point eny […]