Nipoaka ny basy ny talata maraina teo, tao amina trano fandraisam-bahiny iray etsy Andravoahany ambony. Lehilahy teratany frantsay iray no hita faty tao amin’ny efitrano fatoriany tao an-toerana. Nikoropaka ny rehetra nahita ny vata-mangatsiakany. “Tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany maraina teo no nahazo antso ka tonga teny an-toerana […]
Taratra
Nitaky vola 4 tapitrisa Ariary : lehilahy naka an-keriny zazavavy 13 taona voasambotra
Mitady hirika ahazoam-bola amin’ny fomba rehetra, tra-tehaky ny mpitandro filaminana tetsy Ampasika, omaly, ny mpaka an-keriny iray, naka zazavavy 13 taona tao Ambohimanarina. Naka an-keriny zazavavy 13 taona, voasambotra tetsy Ampasika, omaly, ny lehilahy iray tompon’antoka sy nandray anjara mivantana tamin’io tranga fampihorohoroan-tsaina io. Efa mpifanerasera amin’ny ray aman-drenin’ilay zaza, […]
Foibe FJKM: iraisan’ny kristianina ny hazakazaka masina
Hanatanteraka ny hetsika “Hazakazaka masina rodobe” ny foibe FJKM, ny 15 avrily izao. Ny kristianina rehetra amin’ireo fitandremana manerana ny Nosy no handray anjara amin’izany. Efa misokatra ao amin’ny fobe FJKM Analakely ny fisoratana anarana ho an’ireo maniry ny hanatanteraka ity hetsika ity. Hiainga eo amin’ny FJKM Antanetibe Fitiavana ny […]
Hanampy ny ambaindain’ny fampianarana : handray mpiasa 400 ny minisiteran’ ny Fampianarana teknika
Handray olona hiasa miisa 400 ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Fantatra izany, araka ny naoty laharana 410- 2022/ METFP/SG, ny 14 oktobra 2022, ary nohamafisina tamin’ny alalan’ny tolotra ho an’ireo rehetra liana AMI, laharana 060- 2023/ METFP/ SG navoakan’ny ministera. Mpiasa vaovao 400 isa no horaisin’ny minisiteran’ny […]
Semi-marathon Telma – «Mada 2023» : hisy atleta maorisianina handray anjara
Hotanterahina ny alahady 26 marsa izao, eto Antananarivo ny fifaninanam-pirenena amin’ny semi-marathon, iarahana amin’ny Telma. Hiavaka ity andiany fahatelo ity noho ny fisian’ny mpifaninana maorisianina, handray anjara. Efa nandefasana fanasana ny renione saingy mety tsy ho avy noho ny fisian’ny fifaninanana, mifanakaiky amin’ity semi-marathon ity. Io no nambaran-dRaherison Dominique, filohan’ny […]




