Misongadina ny mpilalao malagasy, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsinanan’i Afrika, taranja tenisy ambony latabatra. Nahazo fandresena telo i Madagasikara, teo amin’ny olon-tokana. Tsy nitsanga-menatra ny ekipam-pirenena malagasy, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsinanan’i Afrika, taranja […]
Taratra
Vokatra vita malagasy : mitombo ny mpanjifa eto an-toerana
Nampiranty sy nivarotra ny vokatra teny Antaninarenina ireo orinasa madinika 28 eto amin’ny Nosy, omaly. Tanjona ny hanomezan-danja ny vokatra vita malagasy. Eo koa ny hanohanana ireo orinasa madinika. “Nihanitombo sy niova ny foto-pisainan’ny vahoaka malagasy tao anatin’ ny 3 taona satria efa manomboka manjifa ny vokatra vita malagasy izy […]
Rano sy Angovo : hanamora ny fisitrahan’ny mpanjifa tolotra ny “Jirama shop”
Manakaiky hatrany ireo mpanjifa ny eo anivon’ny orinasa Jirama. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Jirama Shop voalohany etsy Anosizato, omaly. Hanamora ny fisitrahan’ ireo mpanjifa ny tolotra omen’ity orinasa malagasy ity io shop io, araka ny nambaran’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Soloniaina Andriamanampisoa. Ankoatra ny fandrisihana ny tolotra […]
Fandraharahana: 82 tapitrisa euros ho an’ny tanora tantsaha
Tohanan’ny Tahirimbola iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana ny fambolena (Fida), ny Fandaharanasa fanamafisana ny fandraharahana maharitra sy fanohanana ny toekarena ny tanora tantsaha mpandraharaha (Progres). Miaraka mamatsy vola azy ny Fida sy ny Tahirimbola avy amin’ny firenena mpikambana ao amin’ny OPEP. Mitentina 82.780.000 euros ny famatsiambola azon’i Madagasikara, izay mizara telo. […]
Zezika SA: mihena ny masonkarena, mitombo ny voka-bary
Tsy manimba ny nofon-tany ny zezika simika, rehefa voafehin’ny mpamboly ny fenitra sy ny lanja fampiasana azy. Tsy maintsy mampiasa zezi-pahitra ihany koa anefa. Isan’ny zezika simika mora nefa mampitombo ny vokatra ny Solfata Amonioma. Samy hafa ny fampiasana ny zezika simika mahazatra, ny NPK (11-22-16) miampy ny «urée», miohatra […]




