Taratra

Fandraharahana : ilaina ny fanodinana akora fototra eto an-toerana

Tamin’ny taona 2017, efa niray feo ny vondrona fikambanana mpandraharaha maro, toa ny Fivmpama, Sim, sy ireo hafa, miray hina ho fanarenana ny seha-pihariana eto Ma­da­gasikara. Heverin’ireo fi­kam­banana isan-tokony ireo fa fototry ny tsy fandrosoan’ ny firenena ny firafitra misy tamin’izany fotoana, koa sokajin’olona vitsy ihany no mahazo tombony. Nambaran’ireo […]

TSA Madagasikara : resy lahatra amin’ny hiarovana ny sokake

Manana ny toetra tranainy hatry ny 200 tapitrisa taona ny sokake. Ilaina ny fiarovana azy ireny ary misy ny efa mahatsapa izany. Dinidinika niarahana tamin’ny mpandrindra nasionalin’ny Turtle Survival Alliance (TSA) Madagasikara, ny Dr. Randriamahazo Herilala. Gazety Taratra (*) : Azonao fintinina ve ny mampiavaka ny sokake? Dr. Randriamahazo Herilala  (-) […]

Fikambanana FAM : omena sehatra ny vehivavy mpandraharaha

Ahitana fampirantina sy fifampizarana ho an’ny vehivavy mpandraharaha etsy amin’ny immeuble UPNNC Ambohitsoa, anio. Karaka­rain’ny fikambanana FAM (Femmes auto entrepreneures à Madagascar). Nampiton­draina ny lohahevitra hoe : «cocktail de réseautage». Fotoana iray hifanakalozana traikefa sy hifanampiana ary hifanohanana eo amin’ireo ve­hivavy mpikambana sy ny vahiny nasaina izy io. Tanjona ny […]