Misoko mangina. Tsy azo ihodivirana ny hirosoan’ny FFKM amin’ny famoriana ireo zanany, araka ny tetiandro efa napetrak’izy ireo. Nanamafy izany ny eo anivon’ny mpikarakara ny fikaonandoham-pirenena. “Nitady rafitra iray isehoan’ny tsy fombana ny atsy na aroa hikarakara fikaonandoham-pirenena no dingana natao. Ny FFKM no neritreretinay tamin’izany. Nanao antso tamin’ny FFKM […]
Taratra
Morarano Chrome : hahetsika avokoa ny mpitandro filaminana
Mbola eny am-pelatanan’ ireo jiolahy mpaka an-keriny ireo takalon’aina telo nalaina an-keriny tao amin’ny fokontany Ambohimanarivo, kaominina Morarano Chrome, ny zoma lasa teo. Omaly, nivory tao amin’ny tranom-pokonolona ny OMC niaraka tamin’ ireo mponina ao an-toerana. Nanatrika izany ny talem-paritry ny Filaminam-bahoaka, faritr’Atsinanana, ny kaomandin’ny zandarimaria ao Toamasina, ny lehiben’ny […]
Aoka hilamina !
Resabe eo amin’ny tontolo politika ny fanambarana nataon’ ireo raiamandreniben’ny firenena toa an-dRamatoa Razanamahasoa Christine sy Atoa Soja Jean André na i Kaleta. Tao anatin’ ny roa andro, manambara ampahibemaso ny tsy fitoviam-pijery amin’ny samy mpanohana ny filoham-pirenena izy ireo. Andaniny, Ramatoa filohan’ny Antenimierampirenena mampatsiahy fa mendrika ny faritanin’i Fianarantsoa […]
Filoha Rajoelina tany Nosy Varika: “Tsy mifanary isika ary tsy ho voasakan’iza na iza”
Nidina ifotony nitondra fanampiana ho an’ny any Nosy Varika noho ny rivodoza Freddy farany teo ny filoha Rajoelina Andry. Nivoitra tamin’ny lahateniny fa tsy maintsy tonga tany an-toerana ny tenany. “Tsy mifanary isika. Toy ny vary sy rano ka tsy manaiky hosarahina. Tsy maintsy lasa lavitra rehefa miara-dalana ary tsy […]
Toamasina : tratra ny jiolahy mpanao fanafihana
Mbola mitohy ny fikarohana ataon’ny polisy ny iray amin’ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ilay fanafihana tokantrano iray ao Toamasina an-tampon-tanàna. Jiolahy telo indray voasambotry ny polisy ny faran’ny herinandro teo nandritra ny fanafihana mitam-piadiana tao amina tokantrano iray. Lasan’ireo mpanafika ny entana sarobidy rehetra tao an-trano nandritra ity fanafihana ity. Na teo […]




