Nihaona teny Antsahamanitra ireo mpiasa mivondrona ao amin’ny SSM (Solidarité syndicale de Madagascar), afakomaly. Nandinika ny fitakiana ireo sosialin’ny mpiasa sy niarahaba tratry ny taona izy ireo, tamin’izany. Nitaky ny hisian’ny tombotsoa iraisana eo anivon’ny mpiasam-panjakana ihany koa. Manome iray volana ny fanjakana izy ireo hamahana ireo olana ireo. Tokony […]
Taratra
DEAH : “Mbola maro ny manary diky anaty lakandrano”
Marobe ireo tokantrano manary diky any anaty lakandrano eto Antananarivo. Miharihary izany eny Isotry sy Andranomanalina iny. Nijery ifotony ny DEAH. Hiditra amin’ny fanasaziana atsy ho atsy. Nidina ifotony teny Andrefan’Ambohijanahary ny fitaleavana misahana ny rano fidiovana sy fahadiovana (DEAH) avy eo anivon’ny CUA ny faran’ny herinandro teo. Maro loatra […]
Ucef challenge U17: tompondaka ny AF Buffalo
Notanterahina teny amin’ny Kianjan’Alarobia, ny asabotsy lasa teo, ny lalao famaranana ny fifaninanana “Ucef Challenge U17”, izay nokarakarain’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Union des Clubs et Ecoles de Football (Ucef). Tompondaka nandritra ny fifaninanana Play Off an’ny Ucef ny Academy Football Buffalo, raha toa ka ny Etoiles Filantes no […]
Minisitra Ramaroson Andry: nankasitraka ny ezaka nataon’ny Barea
Anisan’ny hahafantarana ny minisitry ny Angovo sy akoran’afo, Ramaroson Andry, ny fankafizany ny fanatanjahantena, ankoatra izay ny fanampiana ny tanora hahomby amin’ny fiainana. “Coach en développement personnel” mantsy izy ka manampy ireo izay manantona azy hahita izay fahombiazana izay. Anisan’ireo tanora nanantona azy taorian’ireny vokatra tsara azony ireny, nandritra ny […]
Kitra – Rezionaly U19: nahemotra noho ny rivodoza Freddy
Naato ny fifaninanam-paritra taranja baolina kitra, ho an’ireo sokajy U19 izay atao eto amintsika, noho ny fisian’ny rivodoza Freddy. Araka ny vaovao voaray teo anivon’ny kaomisionina misahana ny baolina kitra ho an’ny tanora ao amin’ny Federasiona malagasy ny baolina kitra (FMF), omaly. Izany dia natao hisorohana ny loza mety hitranga […]




