Taratra

Efa nesoriny ny voamaso… : tratra teny amin’ i Esopa ny lohan’ilay ankizilahy

Nampihoron-koditra! Voa­sam­botry ny miaramila avy ao amin’ny bataillon infanterie Toliara tao Befandriana, om­aly, ny lehilahy iray antsoina hoe i Esopa, raindahiny amin’ ny halatra taova. Nandritra ny fisafoana nataon’izy ireo niaraka tamin’ny zandary tao An­dranovorindrangataky, kaomi­nina ambanivohitr’i Soahazo, distrikan’i Morombe no nahatrarana azy. Mbola tratra teny aminy ny lohan’ny ankizilahy […]

Fatim-behivavy hita : sady tsy nisy tanana intsony no lanin’ny alika

Tsy nisy namantarana azy intsony ilay vehivavy hita faty teny Ambohimanambola, ny alakamisy teo. Efa lanin’ny alika ny lohany sy ny tratrany ary nibaribary ny taovany rehetra. Tranga mampihorin-ko­di­tra. Nahitana fatim-behivavy iray manodidina ny 40 taona teo nosavoritahan’ny alika tao amin’ny sahan’Antsahala, fokontany Ambohimahatsinjo Ambohi­ma­na­m­bola. Afakomaly tokony ho tamin’ny 09 […]

Malagasy Rugby : mpitsara sivy nomena fiofanana

Notanterahina omaly, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny fampiofanana ireo mpitsara ambony latabatra na « commissaire au match » miisa sivy, izay fito lahy sy roa vavy. Ny Word Rugby no mampiofana ireo mpitsara sivy mianadahy ireo. Araka ny fanazavan’ny tale teknika nasionalin’ny Malagasy Rugby, natao ham­pivoarana ny fomba fitsaran-dalao ity fiofanana […]

Atletisma-JIOI : atleta 24 ho any Dakar sy Kenya

Hiady ny ho lohalaharana ny tanjona ho an’ny taranja atletisma, mandritra ny la­laon’ny Nosy, araka ny nambaran’ny filohan’ny Federa­siona malagasin’ny atletisma, Raherison Dominique. Tsy vita mora anefa izany fa tsy maintsy manomana, hoy hatrany ny nambarany. Izany indrindra no hisaorany ny fitondram-panjakana manome fiofanana ny atleta toy izao. Ankoatra ireo […]