I Dax, mpilalaon’ny Fosa Junior FC, i Nina, mpiandry haraton’ny Elgeco Plus, Stephano, vodilaharan’ny Dato FC, i Lalaina mpilalao afovoan’ny CFFA Andoharanofotsy ary i Rojobe, mpilalao Ajesaisa taloha no hisafidianana izay mpilalao mendrika tamin’ny taona 2022, amin’ ity “Orange Pro League Awards” ity. Izy ireo izany no hita fa namiratra […]
Taratra
Rugby – «Super Coupe Mada»: hifandona ny Cosfa sy ny FTM
Ho fanomanana tsara ny fifaninanana “XXL Top 20” rugby, hisy ny lalao fihantsiana hihaonan’ny Cosfa sy ny FTM Manjakaray. Araka ny vaovao voaray omaly, mitondra ny anarana hoe “Super coupe de Madagascar” taona 2023 ity lalao ity. Fihaonana izay hotanterahina ny alahady ho avy izao, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. […]
Malagasy Rugby : nivoaka ny fahazoan-dRakotomalala Marcel alalana hitantana
Voavaly ny fangatahan’ireo klioba sy ligy nitaky ny “certificat de conformité” an-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy rugby. Neken’ny minisitera ny maha filoha azy. Nomen’ny eo anivon’ ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena an-dRakotomalala Marcel, ny alatsinainy lasa teo, ny taratasy fahazoan-dalana hitantana ny Malagasy Rugby sy ny taratasy manamarina ny maha […]
Fiofanana any Chine : hanainga ny andiany voalohany
Milamina ny fandehanan’ny atleta malagasy hiofana any Chine. Tapaka fa hanainga, ny 16 febroary izao, ny andiany voalohany, ahitana ny avy eo anivon’ny taranja atletisma sy ny mpibata fonjamby. Hanaraka azy ireo ny 17 febroary kosa ny andiany faharoa, ahitana ny avy eo anivon’ny taranja Badminton sy ny tenisy ambony […]
Fitaovam-piadiana miparitaka : nosavain’ny polisy ireo toeram-pilanona rehetra
Manoloana ireo basy sy fitaovam-piadiana ampiasain’ny jiolahy manao ny asa ratsiny any Toamasina. Nidina ifotony teny amin’ireo voalaza fa anisan’ny faritra mena ny polisim-pirenena any an-toerana, ny alahady lasa teo. Nitarika izany ny kaomisera Rakotovao Jean Christian sy ny mpiara-miasa aminy. Nijery ny toerana voalaza fa fialokalofan’ny jiolahy rehetra izy […]




