Eo amin’ny tontolon’ny fitiavana, samy manana ny fombany ny tsirairay. Ny isam-pianakaviana… Nahitana taratra fiombonana kosa teo amin’ny fifankatiavan’olon-droa (lahy sy vavy, zanaka sy ray aman-dreny, zoky sy zandry…), ho an’ny Malagasy. Singa iray anisan’ny nanamafy orina ny fiainam-piarahamonina nisy teto Madagasikara ny fifankatiavana. Tsy niandrasana vanim-potoana tahaka ny « Fetin’ny […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Nilaza ny hoavy hanatrika ny fihaonana an-tampon’ny SADC, hatao eto Madagasikara, ny mpanjakan’i Eswatini, Mswati III. Hotanterahina ny aogositra izao ny fivoriana. Nivoitra izany tamin’ny fihaonany tamin’ny filoha Rajoelina Andry, tany Dubai. Niombon-kevitra ny roa tonta ny hanamafisana ny fiaraha-miasa. “Mpitarika iray, vina iray, kaontinanta iray”. Teny faneva nandresena lahatra […]
Fitantanana ny CUA: Hijoro ho arofanina Ravololomanana Lalatiana
Nivoaka amin’ny fahanginany ny mpanolotsain’ny Tanàna, Ravalolomanana Lalatiana, manoloana ny fitantanana ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Nambarany fa vonona hatrany ny tenany hijoro sy hitondra ny traikefany eto amin’ny tanàna. “Hipetraka ho ray aman-dreny sy hampita ny fahaiza-manao izahay. Efa nandalo fepotoam-piasana telo ka tsy mety ny mandray baiko fotsiny […]
Mifankatia
Nafana ny zoma manifika, omaly. Nifanojo rahateo tamin’ny fankalazana ny andron’ny mpifankatia izany. Feno ny trano fisakafoana, maro olona ny trano fandraisam-bahiny. Nandeha ny tsena ho an’ny mpivarotra fanomezana. Tena samy nanao izay mety ny tsirairay, arakaraka ny enti-manana. Raha natao jery maimaika dia hoe: tena mifankatia ilay Malagasy. […]
Fandaharanasa iarahana : Nampivoatra ny teny ifotony ny Pnud sy ny MFFT
Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, ny solontena maharitry ny Pnud, Dr Edward A. Voaresaka ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Anisan’ny nifanakalozana tamin’izany ny fanohanan’ny Pnud, amin’ny alalan’ny MFFT, ny fandaharanasa « Rindra ». Miompana amin’ny fanamafisana ny fahaiza-manao sy ny fanatsarana ny […]