Taratra

Secren: 10 miliara Ariary hanohanana ny fanarenana

Fanampiana ara-bola mivantana. Mitentina 10 miliara Ar ny famatsiam-bola omen’ny fitondram-panjakana ny Société d’études, de construction et de réparation navales (Secren) hanamafisana ny renivolany sy hanohanana ny fanarenana ny orinasa. He­tsika tafiditra ao anatin’ny ezaka hamahana ny olana mianjady amin’ity orinasa ao Antsiranana ity. Tonga teny an-toerana ihany koa ny […]

Tambajotra RIA: tsy ampy ny famatsiana herinaratra

Niakatra ny tanjaky ny herinaratra vokarin’Andekaleka taorian’ny nandatsahana orana artifisaly. Na izany aza, tsy mbola ampy ny filan’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Nandatsahana orana ar­tifisialy, tany amin’ny manodidina an’Ande­kaleka, nanomboka ny alatsinainy teo ary nitohy hatramin’ny omaly. Araka ny fanazavana nomen’ny talen’ny Tam­bajotra iraisan’An­tananarivo (RIA), Rakotonandraina Solo­fonantenaina, omaly, tsy mbo­la ampy […]

Fantina sy fintina

 Firenena iombonana ary andraikitra hiaraha-manana ny fanavaozana sy fanarenana, araka ny nambaran’ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, tamin’ny fakan-kevitra teny Iavoloha, afakomaly. Noraisiny ho adidy ny mitondra tolo-kevitra ho fanavotana ny firenena amin’ny maha filoham-pirenena teo aloha azy, araka ny nambarany.  Nandray anjara tamin’ny fakan-kevitra teny Iavoloha ireo filoha teo […]

Lasa indray aloha! 

Mandeha ny mandeha. Mitohy ny lalana ho an’ny filohan’ny Fanavaozana. Efa any Paris indray ny delegasionina tarihiny. Hamonjy any amin’ny Vondrona eoropeanina ihany koa ny tenany. Toy ny mahazatra, tsy maintsy misy ny resabe politika. Indrindra vao mivoaka ny fofompofona frantsay. Vely latabatra hoe, fandrahonana sy fibedesana hoe! Ohatran’ireny biby […]

Filoha Randrianirina Michaël: « Hisy ny fihaonana amin’ny filoha frantsay »

“Mety hisy ny fihaonana amin’ny filoha frantsay, Em­manuel Macron, anio. Any hita izay hifampiresahana…”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Fa­navaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny kolonely Randrianirina Michaël, teny Ivato, omaly. Ny amin’ny dian’ny delegasionina malagasy tarihiny handray anjara amin’ny fihaonana an-tampony iraisam-pirenena momba ny tontolon’ny habakabaka hatao any Paris, Frantsa, omaly sy […]