Taratra

Muay Thaï – Atsinanana : nahazo medaly volamena 9

Velona sy miaina ny fanatanjahantena ato anatin’ny faritra Atsinanana, raha  ny tenin’ny Governora, Rafidison Richard Theodore, nandritra ny fandraisana ireo mpilalao basikety, telo mianandahy mandrafitra ny ekipam-pirenena Ankoay, farany teo. Nilaza izy fa mahavelombolo ny lafiny fandrosoana ara-panatanjahantena ato anatin’ny Faritra Atsinanana. Teo ihany koa ny nandrombahana ny “La voix […]

Kung-Fu Wisa – Mada 2022 : hanazatra tena eny amin’ny Temple ireo tompondaka

Fahombiazana tanteraka ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kung-fu Wisa, notontosaina teny amin’ny Temple de Mizael Ambatomirahavavy, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Mpikatroka 105 avy amin’ireo ligim-paritra sivy no tonga nandray anjara tamin’izany, ka ankoatra ny amboara sy valopy natolotry ny filohan’ny federasiona, Grand Maitre Avoko sy ny birao, dia mahazo […]

Lalaon’ny Nosy 2023 – Badminton: «Sarotra ny medaly volamena», hoy ny filohan’ny Federasiona

Mandra-pisian’ny fampivondronana ataon’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena, samy manomana araka izay fahaizany, ny Federasiona isanisany. Ho an’ny badminton, miezaka manao fifaninanana matetika izy ireo, hoy ny filohan’ny Federasiona. Gazety Taratra (*) : Aiza ho aiza ny badminton, 8 volana mialoha ny lalaon’ny Nosy ? Ravalion Jean Aimé (-) : Marina fa efa akaiky dia akaiky […]

Concert de Midi : seho tsotra nefa kanto

Tontosa ny talata 20 de­sambra 2022 teo, teny amin’ ny Institut Français de Ma­da­gas­car na IFM , ny «134ème Concert Classique de Midi». Fampisehoana karakarain’ny Madagascar Mozarteum, nandraisan’ny Ensemble Vocal Hiraitra anjara, notronin’ny International Carol Suites. Matihanina tanteraka ny fikarakarana ary nanome seho mendrika sahaza izany ny mpandray anjara. Voatazona foana ny […]