Norobain’ny jiolahy ny vola iray sakaosy, rehefa avy nifampisintomana teny ambony posy, ny zoma lasa teo. Tsy nisaron-tava sy nanapoaka basy ireo olon-dratsy. Nirongo fitaovam-piadiana, tsy tahotra tsy henatra, napoakan’ireo jiolahy roalahy teo afovoan’arabe tao Ambolomadinika tao Ambolomadinika anoloan’ny biraon’ny Sekrima, Toamasina basy ka lasany ny vola tamina sakaosy teny […]
Taratra
Karieran’i Sahantona : raikitra ny fandravana fananana
Niteraka resabe ny raharaha karieran’i Sahantona ao amin’ny distrika Mandritsara ny faran’ny herinandro teo. Saika hakaton’ny fokonolona ity kariera ity saingy tsy nanaiky izany ny mpitandro filaminana ka niteraka korontana izany, hoy ny loharanom-baovao iray. Nambarany fa miditra an-keriny ao an-tanàn’olona ny foko antandroy ka mifaoka izay hitany rehetra sy […]
Marovoay : tompon’omby maty voatifitry ny dahalo
Nandritra ny sakoroka tamin’ireo dahalo nangalatr’ omby, lavon’ny bala ny iray amin’ny ireo lasibatra tao Andohanantetikala, kaominina Ankaboka, distrikan’i Marovoay ny zoma lasa teo. Nangalatra omby niisa fito tao amin’io fokontany io ireo olon-dratsy,nanapoaka Basy ary nirifatra nandositra niaraka tamin’ireo biby. Naratra mafy vokatr’io ilay tompon’ omby ka noezahin’ny manodidina […]
Vono olona tany Antsohihy : mipetraka ny ahiahin’ ny fianakaviana
Tsy mbola fantatra hatreto ny tompon’antoka tamin’ny raharaha nahafatesana olona tao Ambendrana‚ fokontany Ankiririky‚ kaominina Ambonivohitra Antsohihy, ny 20 novambra teo . Efa nipetraka kosa ny fitoriana olon-tsy fantatra “Plainte contre X”, nataon’ny havan’ny maty. Miahiahy ny tompon’andraikitra iray ao amin’ny faritra Sofia koa anefa izy ireo, araka ny nambaran’ny […]
Ambatofinandrahana: kariera bodoina olom-boafidy tsy manara-dalàna
Mihenjan-droa ny tady, eo amin’ny olom-boafidy iray ao Belo sur Tsiribihina sy ireo mpitandraka vatosoa ao amin’ny fokontany Fenoarivo kaominina Ambalamahatsara, distrikan’Ambatofinandrahana, faritra Amoron’i Mania. Nahazoan’ny olon-tsotra miisa telo alalana hiasa, hanara-maso ny faritra ao amin’ny karieram-bato «spodumène sy triphane» araka ny fahazoan-dalana PRE laharana « 3273 » io toerana […]




