Notontosaina tany Addis Abeba, ny 15 sy 16 febroary 2023 ny fivoriambe ara-potoanan’ny filankevitra mpanatanteraka eo anivon’ny Vondrona Afrikanina, andiany faha-42. Ny mpitantana sy tompon’andraikitry ny vaomieran’ny Vondrona Afrikanina (UA), ny minisitra avy amin’ny firenena mpikambana ao anatin’ny vondrona, ny rantsamangaika sy ny mpanohana sy mpiara-miombon’antoka amin’ny Vondrona Afrikanina no […]
Taratra
Avi : “Tsy misy olona tampenam-bava eto”
“Afa-manohitra ny mpanohitra. Tsy misy olona tampenam-bava eto. Tsy firenena hoe mandeha amin’ny hevitra tsoa-tokana eto. Mahazo miteny avokoa izay te hiteny”, hoy ny filoha mpiara-mitantana ny antoko Avi, Rabetsaroana Sylvain, momba ny fiatrehana ny fifidianana filohan’ny Repoblika amin’izao fotoana izao. Na izany aza, mba miteny zavatra marina kosa aloha, […]
Filoha Rajoelina: “Mila filoham-pirenena tanora mahavita azy ny vahoaka”
Ao anatin’ny vanim-potoana mialoha ny fampielezan-kevitra izao. “Mila filoham-pirenena tanora mahavita azy ny vahoaka”, hoy ny filoha Rajoelina tany Morarano Chrome, Amparafaravola, omaly. “Miomana ianareo, hiara-kihazakazaka isika amin’ ny fitokanana an’io RN 44 io mba hampisehoana fa matanjaka ny filohanareo. Raha misy hifaninana, andao hatao fa izaho no voalohany. Mila […]
Fanamboarana governemanta : ho amin’ny fiatrehana sosialim-bahoaka sy fifidianana
Nisaoran’ny filohan’ny Repoblika ireo mpikamban’ ny governemanta tamin’ny filankevitry ny minisitra, teny Iavoloha, afakomaly. Nametra- pialana miaraka tany ambadika? Tsy azo ihodivirana ny fanamboarana. Etsy andaniny, miandry na nampiandrasina izany ireo minisitra nametra-pialana mitokana tany am-boalohany, araka ny loharanom-baovao azo. Amin’izay vao hivaly ny disadisa sy ny visavisa tamin’ny fikasan’ny […]
Aza be kajy!
Taitra tao indray ny filoha ! Hisy ny fanovana amin’ny governemanta afaka andro vitsy, raha ny tombana satria efa vita ny fisaorana. Betsaka ny fanehoan-kevitra momba izany, nanomboka afakomaly hariva mandraka izao. Fanovana atao inona ? hoy ny malailay fonosana. Tena ilaina kosa, hoy ny mpanohana mahafatra-po. Ireo nilaza fa […]





