Taratra

CUA: nihaona tamin’ireo solontenan’ny mpivarotra

Nihaona tamin’ny kaominina Antananarivo Reni­vo­hitra ireo mpivarotra avy ao amin’ny pavillon Anala­kely, omaly, teny amin’ny tranompokonolona Anala­kely. Nota­rihan’ny solontenan’ny ben’ny Tanànan’An­tananarivo Renivohitra sy ny filohan’ny fikambanan’ny mpivarotra pavillon Anala­kely izany. Famahana ny disadisa misy eo amin’ny samy mpivarotra eny an-toerana no anton’ny fihaonana. “Misy ny tsy mankasitraka ny birao mitantana […]

Indraim-bava: Tsindry !

Vaovao nafana, niteraka resabe sy fanehoan-kevitra maro ny mikasika ilay fitoriana an-dRatoa Ketakandriana Rafitoson sy Atoa Dominique Rakotomalala, samy tomponandraikitra ao amin’ny fikambanana Transparency International Initia­tive Madagascar. Izay fototry ny disadisa nisy teo amin’izy ireo sy ny mpitory tsy hidirana lalina intsony, satria efa be ny voalaza. Tsy azo hodiana […]

Mpivady niady: Ramatoa maty nototoina fanoto

Tovovavy 21 taona maty nototoin’ny vadiny fanoto noho ny hasarotam-piaro, afakomaly. Potika ny lohany noho ny dona nahazo azy. Mahonena loatra! Renim-pianaka­viana manodidina ny 21 taona no maty voavely fanoto, afakomaly, tao amin’ ny fokontany Ambalafary, kaominina Andohan’Ila­kaka, distrikan’Ihosy. Tamin’ io fotoana io, nifamaly ta­min’ny vadiny ity vehivavy ity ary […]

Tselatra

Vehivavy iray namoy ny ainy, ny alatsinainy teo, noho ny lozam-pifamoivoizana tany Morafenobe. Tapaka hisatra tampoka ny fiarabe iray nitondra azy ka nivadika. Avy any Maintirano saika hihazo an’i Morafenobe ilay fiara tamin’io fotoana io. Tra-doza tampoka ilay kamiao teo amin’ny fidinana eo amin’ny kaominina Belitsaky, hoy ny loharanom-baovao. Mpampianatra […]

Isotry : mpangarom-paosy roa lahy tratra

Lehilahy 18 sy 27 taona indray no saron’ny polisy teo am-panaovana ny asa ratsiny, omaly, tetsy Isotry. Nanararaotra ny hamaroan’ ny mpivezivezy izy roa lahy ireto ka tsy nisalasala nangarom-paosy teny an-toerana. Malaza ratsy sy mampitaraina ny olona rahateo izy ireo ka narahin’ny polisy maso. Nahitam-boakany izany ka tratra am-bodiomby […]