Taratra

Voatondro ho nitondra volamena: Sinoa efatra miandahy nahatrarana basy

Mitrandraka sady ma­moaka volamena an-tsokosoko, sarona niaraka tamina volamena tsy ara-dalàna ny teratany sinoa efatra tao Marovahy, Mananjary, afakomaly. Noho ny fahafantarana fisiana teratany nitondra volamena teny amin’ny lalam-pirenena, nanao fisavana ny teo anivon’ny mpitandro filaminana. Nanao vela-pandrika, sarona tao anatin’ny fiara tsy mataho-dalana marika Nissan ireo Sinoa efatra mianadahy […]

Vehivavy nody alina: niharan’ny fanolanana faobe

Vehivavy iray tratra alina no niharan’ny fanolanana faobe, afakomaly, tao Ambatomanga, faritra Amoron’i Mania. Ankehitriny, efa voasambotra ny roa lahy tamin’ireo voalaza ho nahavanon-doza. Tranga mampalahelo. Vehivavy iray manodidina ny 30 taona, niharan’ny fanolana faobe, afakomaly tokony ho tamin’ ny 11 ora alina tao Ambodi­manga, andrefan’ny tetezana Amboay Ambositra. Nifa­nena […]

Association Madagascar Energie: nanome  fitaovana fiarovan-tena ho an’ny mpamonjy voina

Olana  tsy ahafahan’ny mpamonjy voina manatanteraka ny asany ny tsy fahampian’ny fitaovana enti-miasa. Ezaka ataon’izy ireo anefa  ny  hanatsara ny fahaiza-manaony eo amin’io asa iandraiketany io, raha ny fanadihadiana natao. Vokany, nisitraka fitaovana vaovao indray izy ireo omaly. Fitaovana  sy fitafiana  iarovan-tena,  ho entin’ny sampana mpamonjy voina miasa ka  nitotaly […]

Beparasy Ankazondandy: « Mbola miriaria any ny mpanimba ny ala », hoy ny fokonolona

Misaotra ny tompon’andraikitry ny fitsarana rehetra ny fokonolona ifotony any amin’ny kaominina  Beparasy Ankazondandy, distrika Moramanga, namoaka ny didim-pitsarana, nivoaka ny 18 novambra teo, nanameloka ireo olona voamarina fa namono nahafaty ny filohan’ny VOI Mialo, Rakotoarisoa Henri, ny 2 jona 2022. Isaoran’izy ireo koa ny firaisamonim-pirenena AVG, niantoka ny mpisolovava, […]