Taratra

Taona 2023 : alatsinainy ny ankamaroan’ny andro tsy hiasana

Andavanandro avokoa ny maro amin’ireo andro tsy hiasana amin’ity taona 2023 ity rehefa narahina ny tetiandro. Tafiditra ho andro alatsinainy sy alarobia izy ireo. Mitontona andro alatsinainy ny ankamaroan’ny andro tsy hiasana kanefa handraisana karama amin’ny taona 2023. Ny sasany milatsaka anaty andavanandro fa tsy toy ny tamin’ny taon-dasa, tafiditra […]

Filoha Rajoelina Andry: nahavita be ny fanjakana, mbola betsaka ny hatao

Anisan’ny nanaovan’ny filoha Rajoelina Andry jery todika ny tamin’ny taona lasa. Eo koa anefa ny hiatrehana ny ho avy, araka ny nambarany tamin’ny lahateniny, ny asabotsy teo. Anisan’ny nambarany ny fanavaozana ny fitantanana ny fananantany mba tsy hisian’ny fanararaotana. Ao anatin’izany ny fizarana kara-tany hatrany amin’ny roa tapitrisa, iarahana amin’ny […]

Ratolojanahary Maharavo : “Tompon’antoka amin’ny fahantrana ny mpanjanaka”

“Ny mpanjanatany no tompon’andraikitra amin’ny fahantrana misy eto”, hoy ny mpitarika ny hetsika Dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), Ratolojanahary Maharavo. Voafatotra ka tsy mahazo ny ataon’ny filohan’ny Repobli­ka ny vahoaka, manome tsiny avokoa. Izay no zava-misy amin’izao. Izay no itenenany, na fantany aza fa tsy rariny izany. Nahatonga azy niampanga ny […]

Depiote Razakandrainy Dominique : “Ilaina ny fitoniana eo amin’ny fiainam-pirenena”

“Ao anatin’ny fitoniana sy fahatoniana no ahazoantsika miatrika ny fiainam-pirenena. Vita hatreo ny amin’ny fitsipaham-pitokisana ny governemanta. Ny hoe misy fiantraikany na tsia: natao hakana lesona ireny raharaha ireny. Inona ny lesona tokony horaisin’ny solombavambahoaka sy ny mpanatanteraka?” , hoy ny depiote voafidy tany Sa­karaha tamin’ny anaran’ny IRD, Razakandrainy Henri […]