Taratra

Basta Lion : Ambasadaraon’ny Yas vaovao

Mitombo hatrany ny fianakaviamben’ny Yas. Tafiditra ihany koa i Basta Lion, mpanakanto mamiratra hatrany ivelany. Vaovao tsara hatrany. Taorian’ny fisongadinany tamin’ireo hetsika iraisam-pirenena maro, nantsoin’ny Yas Madagascar ho ambasadaorony ihany koa i Basta Lion. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly, ny fandraisana ity mpanakanto ity anatin’ny fianakaviamben’ny Yas, tetsy amin’ny foibe […]

Media Cup Pétanque: Fahombiazana ny andiany voalohany

Notanterahina teny amin’ny Kianja CAI Ambodin’Isotry, ny sabotsy lasa teo, ny andiany voalohany amin’ny “Media Cup”. Fifaninanana, nokarakarain’ny Union des journalistes sportifs (UJSM). Nisanta­rana izany ny tsipy kanetibe ho an’olon-droa miaraka. Fa­hom­biazana tamin’ny lafiny rehetra ny hetsika, araka ny nambaran-dRabenaivo Alain Paul, filohany. “Na vao santatra aza, nahatratra 21 ny […]

Lalao ara-pirahalahiana-FIFA : Telo ny mpilalao avy eto an-toerana handrafitra ny Barea

Raha tsy misy ny fiovana farany, hivoaka anio ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara. Araka ny loharanom-baovao, telo ihany ireo mpilalao avy eto an-toerana nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra. Andrasana anio ny fivoahan’ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika ny lalao ara-pirahalahiana (fenêtre Fifa), amin’ity volana […]

Miarakap Challenge Entreprises: Fifaninanana ho an’ireo orinasa mpandray anjara

Mikarakara fifaninanana antsoina hoe Miarakap Chal­len­ge Entreprises, natokana ho an’ireo orinasa mpandray anjara amin’ny Ultra trail des Ô Plateaux (Utop), andiany faha-17, izay atao ny 1 ka ha­tramin’ny 3 mey, ny Miarakap. Tanjona ny hanentanana ny orinasa hiara-mientana sy ha­nohana ny “trail” ho an’ity andiany ity. “Hisy, araka izany, ny […]

Andron’ny ala : Hifantoka amin’ny toekarena ny fankalazana

Mitana anjara toerana lehibe amin’ny fiainan’ny zanakolombelona ny ala. Hita taratra izany amin’ny lafiny tontolo iainana, sosialy ary indrindra ny toekarena. « Andro iraisam-pirenena ho an’ny ala » ny 21 marsa. Ho an’ity taona 2026 ity, mandritra ny herinandro ny fotoam-pankalazana. Ho maro ny hetsika hanamarihina azy, mifantoka amin’ny lohahevitra hoe « Ny […]