Naiditra am-ponja vonjimaika, ny alatsinainy teo, ilay lehilahy mpisoloky olona milaza fa afaka mandefa hiasa atsy amin’ny Nosy Maorisy. Efa nahazo vola hatramin’ny 24 tapitrisa Ar izy tamin’io asa ratsiny io. Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora, miandry ny fotoam-pitsarana azy ilay mpisoloky gagilahy nahazo hatramin’ny 24 tapitrisa Ar. Voasambotry ny […]
Taratra
ZLECAF: tsy maintsy matanjaka raha hifaninana
Atao eto Antananarivo, omaly sy anio 30 novambra 2022 ny atrikasa iarahan’ny minisiteran’ny Indostria, varotra sy fanjifana (MICC) miaraka amin’ny Pnud sy ireo mpandraharaha samihafa. Voakasik’izany ny fanalalahana ny tsenam-barotra aty Afrika (ZLECAF). Hiroso amin’izany ve isika eto Madagasikara sa tsia ? Dinihina ny tanjaka eto Madagasikara raha hiditra hifaninanana amin’io tsena […]
Tsy ampy ny herinaratra: mihamafy ny delestazy
Mandalo fotoan-tsarotra ny Jirama. Eo ny lafiny fitantanana, hanombanan’ny minisitera mpiahy ny ao amin’ny Angovo sy ny akoran’afo (MEH) ny tale rehetra, ny raharaham-pitsarana eny amin’ny Pac noho ny fanodinkodinam-bola. Olana tsy voavaha hatramin’izao koa ny tsy fahampian’ny herinaratra, noho ny tsy fahampian’ny herinaratra sy ny solika hanodinana ny milina […]
Asa Consultance: omen-tsehatra ny tanora nahavita fianarana
Nihaona tamin’ireo mpianatra Ankatso ny orinasa FTHM consulting, omaly maraina. Nampahafantatra ny asana consultant sy ny traikefa ananany ary nanome tolotr’asa (speed recruting) ho an’ireo mpianatra rehetra eo anivon’ny Sampam-pianarana Toekarena, fitantanana, fiarahamonina (Degs), ny sokajin’olona tilina tamin’ny fihaonana. Efa nahazo Master ny ankamaroan’izy ireo. “Manodidina ny 500.000 ny tanora […]
Rafitra vaovao: hapetraka ny tsenam-bola
Antsoina hoe «Marché des capitaux» ny tsenam-bola, ahazoana manolotra ny eo am-pelatanana ho an’izay mila vola. Renivola mipetra-potsiny tsy miasa, nefa tokony hampiroborobo ny toekarena eto Madagasikara. Antony ilay tsenam-bola, miaraka amin’ireo manam-bola. « Ny zava-misy dia ny banky sy ny mpampindram-bola madinika ihany no tena mamatsy ny toekarena. Koa hametraka […]




