Taratra

Fikoloana endrika amam-bika: hanome kalitao avo lenta ny tanora mpandraharaha 

Miroso manome tolotra avo lenta ho an’ny mpanjifa ny mpandraharaha tanora amin’izao fotoana izao. Mitaky fahasahiana sy fahavononana anefa izany satria ilana fahaiza-mitantana  mba haharitra ilay fandraharahana atao, hoy i Francia Martinez. Nisehatra tamin’ny fandraisam-bahiny sy ny fizahantany tany ivelany (Frantsa- Thailande…) izy teo aloha fa niverina an-tanindrazana ary nisafidy […]

Centre Arrupe Madagascar: miady amin’ny herisetra

Ao anatin’ny fiofanana mikasika ny fiarovana ny tontolo iainana sy ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy sy ny ankizivavy ny eo anivon’ny Centre Arrupe Madagascar, amin’izao fotoana izao. Fiofanana mandritra ny  hefarana izay hifarana ny 23 novambra 2022 izao, tanterahina eny amin’ny Village Aina Benasandratra.  Tanora 49 anatina fikambanana maro […]

Faritra Androy: nihena ny ankizy mandao sekoly mandritra ny maitsoahitra

Nandritra ny fizarana ny « Toseke Vonje Aigne » tao amin’ny distrikan’i Beraketa, faritra Androy ny zoma teo no nahafantarana fa efa manomboka miarina ny fiainan’ny mponina ao an-toerana. Afaka miatrika ny fotoan’ny maitsoahitra ny mponina, mividy sakafo sy mampiana-janaka mandritra ny fotoana mahamafy ny mosary sy ny haintany. Vokany, nihena ny […]

« Bazar de Noél 2022 » : hanangonana tahiry ho an’ny tetikasa

Ny faran’ny herinandro teo ny « Wednesday Morning Group » na WMG nanatanteraka ny « Bazar de Noel 2022 » tao amin’ny Carlton. Teny filamatra ny hoe « Mieritreritra ny hafa izahay ». Anisan’ny mpikambana ao amin’ny WMG ny banky BNI nanamafy ny fanohanany ny hafa. Nanambatra ny heriny ireo vehivavy mpikambana nanangona tahiry hanatanterahana tetikasa. Toekarena tsara […]