Notontosaina omaly, tany Egypte, ny antsapaka amin’ny andiany voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, lalaovina anaty efitrano na “futsal” sokajy Sénior, vehivavy. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany i Madagasikara. Fantatra ary fa ao amin’ny vondrona “C” ny Barea, miaraka amin’ny Lionan’i Teranga an’i Sénégal sy i Tanzanie. Miisa […]
Taratra
Fankatoavana ny Kianja Barea: Ambony ny fanantenana !
Afaka andro vitsy, hivoaka ny valin’ny fitsirihana nataon’ny teknisianin’ny Caf sy Fifa ny Kianja Barea Mahamasina. Ambony ny fanantenana ho an’ny tomponandraikitra malagasy. Miandrandra lalao eo Mahamasina rahateo ny mpankafy baolina kitra. Nifarana omaly ny fitsirihana ny Kianja Barea Mahamasina, nataon’ireo Inspecteur roa lahy avy amin’ny Caf, i Diabete Zakarihya, […]
Ny volo na Bararata : Tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ny Betsimisaraka
Zavamaniry iray tsy afa-misaraka amin’ ny olombelona maro ny volo na bararata. Anisan’ny mampiasa azy io betsaka ny Betsimisaraka. Fitaovana ilaina amin’ny fiainana andavanandro mihitsy izy io. Anisan’ny zavamaniry tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ ny Betsimisaraka ny volo na bararata. Misy karazany dimy izy ireny hatreto, raha ny fanadihadiana nataonay […]
filoha Rajoelina Andry : « Ilaina ny fiaraha-miasa amin’ny tsy miankina »
Hatao toeram-pitsidihana fitaratra amin’ny fizahantany aty Afrika ny ranomasimbe Indianina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Nivoitra izany nandritra ny kabarin’ny filoha Rajoelina Andry tany amin’ny fivoriambe WGS tany Dubai, ny 12 febroary teo. Miantso ny mpisehatra rehetra amin’ny fizahantany sy ny naman’i Madagasikara, hanokatra ny varavarany sy ny fony ny filoha […]
INDRAY MIJERY
Anisan’ny marefo manoloana ny fikirakirana ny internet sy ny herisetra mety mifandraika amin’izany ny ankizy ka tokony ho mailo hatrany ny ray aman-dreny. Misy fetran-taona hajaina vao tokony hanomboka hampiasa izany izy ireo ary ilaina ny fanaraha-mason’ny olon-dehibe. Lafo ny vidin’ny voankazo eny an-tsena na ao anatin’ny fotoana mampitobaka aza […]