Mpilalao anisan’ny nanana ny lazany tao amin’ny klioban’ny Ajesaia, nanomboka ny taona 2003-2010, Randriamparany Sedera Mathieu, na i Sedera. Ankehitriny, mpilaravinahitra atsy La Réunion, ary milalao ao amin’ny klioba AS Excelsior ny lehilahy. Araka ny fanadihadiana natao taminy, ny faran’ny herinandro teo, manana fikasana ny hanao mpanazatra ny tenany, rehefa […]
Taratra
Olan’ny tsipy kanetibe: nifanazava ny FSBM sy ny UBMT
Tsy nanao resaka ambadika zary fosa ny Federation sport-boule malagasy (FSBM) sy ny klioba UBMT momba ny olana iainan’ny tsipy kanetibe, ankehitriny. Nifanatrika sy nifanazava. Takin’ny UBMT sy ireo filohana klioba ary ireo Malagasy mipetraka any ivelany ny hanalana ny mpandrindra iraisam-pirenena. Manoloana ny savorovoro eo amin’ny tontolon’ny tsipy kanetibe, […]
Vaovao tambatra
Lasibatry ny zava-misy maneran-tany i Madagasikara, antony nampiova indray ny vidin-dasantsy rehefa tsy nihetsika nandritra ny efa-bolana. Manahy sahady ny mety ho fiantraikan’izany eto Madagasikara ny mpanjifa sy ny mpampiasa fiara. Tafiditra anatin’ny vanim-potoana fidiran’ny mpianatra sy ny fitomboan’ny fitohanana lavareny ny fiakaran’ny vidin-tsolika izay hiantraika mivantana amin’ny toekarem-pirenena. Hampandroso […]
Internet: hanitatra ny fisitrahana niomerika
“Kits” Starlink miisa 300 miaraka amin’ny tolotra internet maimaimpoana no hatokana ho an’i Madagasikara. Hetsika tafiditra ao anatin’ny ezaka fanitarana ny fisitrahana internet sy hampihena ny elanelana ara-niomerika. Taorian’ny fametrahana internet maimaimpoana teny amin’ny Oniversitem-panjakana samihafa, mitohy ny fiaraha-miasan’ny fanjakana sy ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra […]
Harena voajanahary: mitaky fandraisana fepetra haingana ny fiarahamonim-pirenena
Manaitra ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny HCC, ny Antenimierampirenena, ny Primatiora ary ireo minisitera maro ny Fiombonan’ny fiarahamonim-pirenena amin’ny tontolo iainana OSCEC. Ho azy ireo, mila fandraisana fepetra haingana ny fitsinjovana ny harena voajanahary. Nandefa taratasy misokatra indray omaly 7 septambra, ho an’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika sy ny […]




