Taratra

Miandriandry manana entina

  Hanao ahoana ihany ny ho tohin’izao toe-draharaham-pirenena izao? Fanavaozana na fanovana no hoe atao. Fanovana rafitra fa tsy fanovana olona; eny, na eo aza ny hoe: mila miova na ovaina aloha ny olona: izay miova no afa-kanova. Miova fomba fisaina sy fijery izany, fomba fiasa… Tsy maintsy atrehina izay. […]

Fanorenana iarahana amin’ny FFKM : Hatao amin’ny herintaona ny fikaonandoham-pirenena

Tsy ho tratra amin’ity taona ity. Andrasana ny andro hanatanterahana ny fihaonambem-pirenena karakaraina sy tarihin’ny FFKM miaraka amin’ny fitondram-panjakana. Tafiditra amin’ny famahana olana sy fiatrehana ny fanorenana ifotony ny Repoblikan’i Madagasikara ny fanatanterahana izany. Tom­banana ho any amin’ny telo volana voalohan’ny taona 2026 ny hirosoana amin’ny fikaonandoham-pirenena, araka ny loharanom-baovao. […]

TSELATRA

Miantso ny tomponandraiki-panjakana ambony hijery ifotony ny firongatry ny tsy fandriampahalemana ao amin’ny distrikan’Antanimora Atsimo ny solombavam-bahoaka voafidy tao an-toerana. Miaina anaty tebiteby tanteraka ny ankamaroan’ireo mponina ary mandry tsy lavo loha noho ny fisian’ireo dahalo mpangalatr’omby sady mamono olona. Lehilahy iray tratra nanendaka bisikileta tetsy amin’ny Art malagasy Ambohitrimanjaka, ny […]

Fomba fiasa vaovaon’ny polisy : Hiompana amin’ny fanabeazana hanara-dalàna

Mametraka fomba fijery sy fiasa vaovao ny polisim-pirenena manoloana ny fihavaozana sy fanarenana tanteraka apetraky ny filohan’ny Fana­vaozana ny Repobikan’i Ma­da­gasikara. “Anisan’ny ezaka ataon’izy ireo ny fahazoana vokatra tadiavin’ny vahoaka, izany hoe, ny hisian’ny filaminana”, hoy ny tale jeneralin’ny polisy, ny Commissaire divisionnaire de police Tsara­monina Ravony, raha nitafa tamin’ny […]