Taratra

Filoha Rajoelina Andry: “Ny vahoaka no nanome fe-potoam-piasana dimy taona”

Niresaka tamin’ny mpanao gazetin’ny France 24 ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Anisan’ny nanehoany ny heviny ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana. “Ny demokrasia dia ny ampahany betsaka tamin’ny vahoaka no nifidy filohan’ny Repoblika iray”. Io ny valin-tenin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny fanontanian’ny mpanao gazetin’ny France 24, omaly, ny amin’ny fangata­han’ireo mpanao […]

TSELATRA

Zazalahy 12 taona atao hoe Eric, karohin’ny ray aman-dreniny rehefa tsy hita popoka nanomboka ny sabotsy lasa teo. Monina ao Mahazengy, Fianarantsoa, io zaza io sy ny fianakaviany, saingy tsy hita tampoka izy. Miantso ireo manam-baovao momba azy mba hampandre an’ireo manam-pahefana ny reniny. Nanameloka ny fisamborana sy fampidirana am-ponja […]

Nampiasa vola sandoka : Mpisoloky nahatrarana 1 700 000 Ar

Lehilahy mpampiasa vola sandoka notanan’ny mpitandro filaminana tao amin’ny biraon’ny polisy Analavory, ny talata 7 oktobra lasa teo. Naharay loharanom-baovao ny mpitandro filaminana mi­asa ao amin’ny kaominina Analavory fa misy tranga fiparitahana vola sandoka. Nanao fanadihadiana izy ireo. No­resen’ilay mpanao ratsy lahatra ny mpivarotra omby iray ka lasany ny omby. […]

Anosy : Mpanendaka saika matin’ny daroka

Voasambotry ny mpandalo ny mpanendaka iray teo amin’ny toerana tsy lavitry ny Carlton Anosy, omaly. Mpian­dry taxi-be nijoro teo amin’ny fiantsonana no nanaovan’io lehilahy io ny asa ratsiny. Nosintomin’io lehilahy io ny entana teny amin’ilay mpiandry fiara iombonana. Niantso vonjy avy hatrany anefa ny lasibatra. Tsy nitazam-potsiny ireo manodidina fa […]

Hetsiky ny Gen Z : Efatra ny olona voasambotra, dimy naratra ary roa hafa torana

Nihamafy ny fifandonana teo amin’ny mpitandro filaminana sy ireo mpitolona avy amin’ny Gen Z, omaly. Vokany, efatra ireo olona naratra, roa hafa torana, ary efatra voasambotra. Efa navotsotra omaly ihany ny iray. Nirefodrefotra ny entona mandatsa-dranomaso tetsy Anosy, Mahama­sina ary Anosibe, nanomboka tamin’ny 12 ora atoandro ha­tramin’ny hariva, omaly. Ni­kasa […]