Fiompiana, fambolena, hainahandro, fialamboly, zavakanto, kolontsaina… Tafiditra anatin’ny hetsika « Fetiben’ny Atody » avokoa ireo. Hisokatra anio izany, eny Antanetibe Mahazaza. Ny atody sy ny tontolony. Manodidina izany ny « Festival des œufs » na ny « Fetiben’ny atody », izay hiditra amin’ny andiany fahefatra, eny Antanetibe Mahazaza. Andro iraisam-pirenena ho an’ny atody rahateo ny 10 […]
Taratra
Ny maha Malagasy ? Hafahafa tahaka ny vazaha manao salaka
Sary an-tsaina ihany, angamba, no handraisana ny vazaha misalaka fa ny tena nanatri-maso, mety mbola tsy nisy nahita. Mety ho fehezanteny taty aoriana hoentina hampihomehy fotsiny ihany koa io, fa raha ny vazaha, toa tsy ho resy lahatra hanao salaka izany. Fahitana tranga hafahafa be, sarotra inoana, mety hahavariana ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nitsangana ny raiamandreny ao an-tanànan’ Antsiranana. Nanambara izany izy ireo, omaly, ary naneho fahavononana hiara-dalana amin’ny fitakiana ataon’ny mpianatra sy ny tanora Gen Z. «Tsy ho faty ny tolona raha mbola misy ny tia tanindrazana», hoy izy ireo. Nanentana ny rehetra koa izy ireo hanatevin-daharana ny tolona. Mitaky ny hamotsorana […]
Fifidianana loholona: Mihemotra ny fametrahana ny firotsahan-kofidina
“Ny vanin’androm-pifidianana izay didim-panjakana no mamaritra azy ho amin’ny 11 desambra, tsy manan-kambara momba an’izay ny Ceni”. Io ny fanazavan’ny mpampakateny, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, momba ny fifidianana loholona. Ny vanin’andro hanombohan’ny fanaterana ny antontan-taratasy firotsaha-kofidina no heverin-dry zareo ananany fahefana ny mametraka ny lamina momba izany. Rehefa tsy […]
Tsy fahalalahana gaboraraka
Aleo aloha asiana famakafakana kely ny mahakasika ity resaka asa fanaovan-gazety ity, anio. Maro ny tranga izay nahabe resaka. Niteraka ady tamin’ny Holafitra na sehatra hafa izany. Nahatonga ratra sy fifanakianana samihafa, andaniny. Mba nampisongadina ihany koa anefa, ankilany. Taiza no nisy mpanao gazety niaka-dapa indroa miantaona izany anatin’ny […]




