Taratra

Fanajariana ny tany sy ny fananantany : Hovaliana ny filàn’ny mponina an-tanàn-dehibe

Nifampidinika tetsy Anosy, omaly, ny avy ao anivon’ny Sampandraharaha misahana ny Fanajariana ny tany sy ny sampandraharaha misahana ny fananantany eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) . Voaresaka tamin’izany ny olana atrehin’ny tanàn-dehibe. Nambaran’ireo tomponandraikitra tamin’izao atrikasa izao fa anisan’ny tanjona ny hanitarana ny fanamarinana sy […]

Herisetra amin’ny mpanao gazety: Mangataka fiaraha-midinika ny Emmo/Nat

Tafapetraka tetsy amin’ny fitsarana Anosy ny fitorian’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), manoloana ny herisetra nihatra tamin’ny mpanao gazety, afakomaly, teny an-kianja. Mangataka fiaraha-midinika ny Emmo/Nat. Nambaran’ny filohan’ny OJM, Monica Rasoloa­rison, fa tsy azo ekena ny herisetra atao amin’ny mpanao gazety eny an-kianja. « Tsi­pahinay eto anivon’ny holafitra sy ireo fikambanana […]

Fitantanam-panjakana : Misy antony sy vokany ary azo vahana ny krizy politika

Eo amin’ny tantaram-pirenena, saika tsy mahafa-bela ny krizy politika: mitovitovy, miverimbe­rina… Amin’izany, misy antony sy vokany ary azo vahana ny krizy politika; eny, azo sorohina aza. Izay tsara ho fantatra ankapobeny, andrana famakafakana… Fikatsoan’ny fampandehanana ara-dalàna ny fan­jakana ny krizy politika: fikorontanana anatiny, na vondrom-bahoaka… Mety hiafara amin’ny fahaverezan’ny maha […]

Tsenan’Analakely : Nahitana fisondrotana avokoa ny vidin’ny voamaina

Amin’izao vanim-potoana sarotra lalovan’ny firenena izao, niezaka nanao fanadihadiana teny amin’ ireo mpivarotra eny Analakely izahay. Fantatra taorian’izay fa niakatra ny vidin’ ny voamaina. «Sarotra!» Ao anatin’izao fotoanan’ny tolona izao, miharihary ny tsy fahampiana sy ny fiakaran’ny vidiny eo amin’ny entana eny an-tsena, indrindra fa ireo vokatra fototra ilain’ ny […]