Taratra

VAOVAO TAMBATRA

Niverina ny delestazy nanomboka omaly. Sady vao mainka nihamafy satria naharitra adiny telo hatramin’ny adiny 4. Nilaza ny teknisianin’ny Jirama fa nifanojo tamin’ilay rotsakorana ihany koa, ka nisy ny milina simba, toy ny zana-toby (sous-station) teny Antanandrano, izay mamatsy ny faritr’Am­bohi­trara­haba, Analamahitsy, Amboditsiry, sns. Efa madiva maraina vao niverina tamin’ny […]

Volana oktobra : Tsy niova ny vidin-tsolika

Sambany! Tokony hiova isam-bolana ny vidin-tsolika eto amintsika, satria manaraka ny fiovaovany eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Efa nampiharina nanomboka ny volana janoary 2025 izany. Mandeha ho azy ny fanovana, saingy tsy mihoatra na latsaky ny 200 Ar, araka ny fifanarahana tamin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI) sy ny fanjakana malagasy. Tsy niova […]

Hevitra ampiadiana… hilaminana

  Saika fiteny mandrakariva ny hoe tsy misy mahita tombontsoa amin’ny korontana, indrindra rehefa misy ny fanahiana izany na efa mby amin’izany ny toe-draharaha misy sy iainana. Toy izao… Fomba fiteny ihany izany, fa tena misy ny mikendry sy mahita ary mahazo tombontsoa manokana amin’ny korontana. Very tombontsoa amin’ny fisiana […]

TSELATRA

Mitohy ny fampiharana manerana ny boriborintany enina, eto an-dRenivohitra, ny hamehana manomboka amin’ny 8 ora alina hatramin’ny 4 ora maraina, nanomboka ny alatsinainy lasa teo. Hisorohana ireo mpanararaotra eny anivon’ny fiaraha-monina sy hitandrovana ny filaminan’ny tanàna izany. Dahalo mpangalatr’omby lavon’ny zandary tao Antanetilava, fokontany Igagarana, kaominina Miarina­rivo, afakomaly. Nentin’ireo olon-dratsy […]