Ny boky, tsy misy. Ireo mpitantara am-bava, tsy mahay intsony. Ny mahay, mamily lalana ny fototra… Nanjary saro-tadiavina ny angano malagasy. Tohan-kevitra ataon’ireo mpianatra any amin’ny ambaratonga ambony sisa no ahafahana mamakafaka momba ny angano. Nanjary tsy nahaliana ny zaza sy ny ankizy malagasy intsony ny fitantarana angano. Satria, tsy […]
Taratra
Kanto marolafy hampitan-kafatra
“Au chant des sirènes”. Fikambanam-behivavy manan-talenta, samy manana ny kanto voiziny avy izy ity : Magali Grondin, Faragasy ary Chacha. Nahazo tohana ho an’ny famoronana miaraka izy ireo, ka teraka teo ny « Kabarim-behivavy ». Fanehoana kanto marolafy, mivoy hevitra mafonja ary hampitan-kafatra izy ity. Haka endrika fampirantiana, arahina fanehoana zavakanto izany, izay […]
Hotanterahina isam-bolana : Hanao velakevitra tsy tapaka ireo mpikaroka
Iray amin’ireo miteraka fivelarana eo amin’ny zavakanto ny fanehoana voka-pikarohana. Tari-dalana sy fototra hoenti-miainga izy ireny. Mety hitondra fahalalana lehibe ihany koa. Tao anatin’ny 30 taona niorenany, namolavola mpikaroka maro momba ny zavakanto ny Zanabaliha sy ilay foibe fampianarana sy fikarohana « Valiha Académie » eo ambany fiahiany. Tapaka, nandritra ny fihaonana […]
SOMBIM-BAOVAO
Hanainga anio 1 oktobra ny ekipa malagasy, mitondra ny anarana Nosy Be, hiatrika ny “World Tour Shenzhen Chine”, taranja basikety 3×3, hatao any an-toerana, ny 4 sy 5 oktobra izao. Rakotonirina Fiary Jonhson, 1m 98 (kapiteny), Rakotovao Marco, 1m 86, Rasolonandrianina Hasina, 1m96, Arimanana Kanto Damie, 1m96, no handrafitra ny […]
Tunisie # Sao Tome et Principe : Malagasy no hitsara ny lalao
Malagasy mpitsara baolina kitra no notendren’ny Kaonfederasionina afrikanin’ny baolina kitra (Caf), hitsara ny lalao hifanandrinan’i Tunisie sy Sao Tome et Principe. Fihaonana tafiditra amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”, faritra Afrika, vondrona H. Hotanterahina ny zoma 10 oktobra, ao amin’ny Stade Hammadi Agrebi, Radès Tunisie. Mpitsara afovoany Rakotojaona Andofetra […]




