Politika

Namearison Robert : “Tokony havoakan’ny Ceni hatrany ny voka-pifidianana vonjimaika”

Naneho hevitra ny KMF/Cnoe momba ny famoahan’ny Ceni ny voka-pifidianana. Zon’ny vahoaka ny fahazoana vaovao momba izany, araka ny nambarany. “Tsy tokony hatao takalonaina amin’izany ny fiainam-pirenena. To­kony hitovy avokoa ny olona rehetra eo anatrehan’ny lalàna natao ho an’ny rehetra. Noho izany, tokony havoakan’ny Ceni hatrany ny voka-pifidianana vonjimaika. Zon’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Maro anisa amin’ireo voafidy amin’ny voka-pifidianana vonjimaika navoakan’ny Ceni ny avy amin’ ny Irmar, manerana ny Nosy. Nahazo ben’ny Tanàna miisa 967 izy ireo. Arahin’ny tsy miankina miisa 474 raha 52 kosa ny avy amin’ny Fivoi. Miisa 38 kosa ireo ben’ny Tanàna Tim, arahin’ny Firaisankina, miisa 37. Nahazo 36 kosa […]

Hafatry ny fiangonana Anglikanina : “Aoka isika tsy hanary ny fanantenana”

Anisan’ireo nitondra hafatra amin’izao fankalazana ny fetin’ny Noely izao koa ny eo anivon’ny fiangonana Angli­kanina (EEM) eto amintsika. Nitondra fampaherezana mba tsy ho mora kivy sy mivavaka ho an’ny kristianina ary ny vahoaka malagasy izy ireo tamin’izany. “Aoka isika tsy hanary ny fanantenana manoloana izao fahasahiranana iainana izao… Mirary Krismasy […]

Tsingerin-taona faha-52 ny antoko MFM : “Aoka hohajaina ny safidin’ny olom-pirenena”

Nomarihina omaly, ny faha-52 taonan’ny antoko Mpitolona ho an’ny fandrosoan’i Madagasikara (MFM). Namoaka fanambarana izy ireo ary nametraka fepetra maromaro. Nambaran’izy ireo, tamin’ izany, fa maika ny ha­metrahana amin’ny toerana mendrika sy tena sahaza ny fandresena ny fampahantram-piheverana. “Ilaina ny fanajana toy ny anakandriamaso ny safidin’ny olom-pirenena tsirairay ary ny […]

FANTINA sy FINTINA

Voafidy vonjimaika ho ben’ny Tanànan’ Antso­­hihy, ny mpanakanto, i Vaney’s. Nahazo ny sa­la­nisa 49% mahery ny tenany amin’izao firotsahany amin’ny mahaleo tena izao. Efa nirotsaka kandidà de­pioten’Antsohihy ny tenany saingy tsy lany. Tsiahivina fa vadin’ny depiote teo aloha, efa nodimandry, Jao Jean, ity mpanakanto lasa ben’ny Tanàna ity. Tsy nitsitsy […]