Politika

Rakotovao Rivo : “Tsy misy olana eo anivon’ny Firaisankina”

Nilamina ihany… “Tsy misy olana eo anivon’ny Firaisan­kina, raha ny antoko efatra: ny HVM, ny Tim, ny Antoko politika madio, ny Tsara tahafina.” Izay ny fanazavan’ny filoha nasionalin’ny HVM, Rakoto­vao Rivo, tany Mahajanga, omaly, ny amin’ny firotsahan-kofidiny ho ben’ny Tanàna, Mahajanga I. Tsy mirotsaka amin’ny anaran’ny Firaisan­kina izy, fa amin’ny […]

Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana : nohamoraina ny fahazoana taratasin-tany

Fanatsarana sy fanovana ny fomba fiasa eny anivon’ny sampandraharaham-panjakana. Anisan’ny ao anatin’izany ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Nidina ifotony nijery akaiky ny fandrosoan’ny asa mo­mba izany tany amin’ ny distrikan’i Nosy Be ny delegasionin’ny minisitera, no­ta­ri­hi­n’ny minisitra, Andriantsitohaina Naina, ny faran’ny herinandro teo. Nambarany tamin’izany fa […]

Fifidianana kaominaly: amin’ny 12 oktobra ny lisitry ny biraom-pifidianana

«Amin’ny 12 oktobra no havoakanay ny lisitry ny biraom-pifidianana. Amin’izay no ahitana na misy fiovana na tsia». Io ny fanazavan’ny sek­retera mpanatanteraky ny Ceni, Rakotondrasoa Tsehe­no, teny Alarobia, omaly, momba ny fiatrehana fifidianana kaominaly amin’ny 11 desambra. Roa andro alohan’ny fifidianana no anomezan’ny lalàna fahefana ny Ceni hamindra biraom-pifidianana, raha […]

FANTINA sy FINTINA

Nametraka ny firotsahan-kofidiny amin’ny anaran’ny antoko HVM, Rakotovao Rivo rehefa notsipa­hin’ny Ceni ny tsy fahafahany mirotsaka amin’ny vovonana Firaisankina. «Tsy hihemotra aho fa mandroso hatrany. Vonona sy sahy hitondra ny anjara biriky ho fampandrosoana an’i Mahajanga tanàna nahabe», hoy izy. Nahitsy ny filoha nasionalin’ny antoko Free­dom, Rakotondrazafy Lalatiana, nilaza fa […]

fotodrafitrasa eny ifotony : nitokana izany ny minisitra Andriantsitohaina

Nitokana ireo fotodrafitrasa any amin’ny distrikan’Am­banja ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina. Anisan’ny nisitraka izany ny ao amin’ny kaominina Amba­lahonko, Antsakoamanondro ary Maherivaratra. Notoka­nana ny herinandro teo ny trano fianarana, ahitana fitaovana samihafa, toy ny EPP sy ny CEG. Eo koa ireo trano fidiovana sy […]