Politika

Atrikasam-paritr’i Afrika Atsinanana: Hatsaraina ny fitantanan’ireo kaominina ny fako

Mila hatsaraina ny fitantanan’ny kaominina ny fako. Anisan’ny avoitra amin’ny atrikasam-paritr’i Afrika Atsinanana mandritra ny telo andro izany. Nanomboka omaly hitohy rahampitso ny atrikasam-paritra iraisan’i Afrika Atsinanana momba ny fitantanana ny fako. Tanjona iraisan’ny rehetra ny hanatsarana ny politikam-panjakana momba ny fako sy ny fanamby goavana miandry amin’izany. Nambaran’ny minisitry […]

FANTINA sy FINTINA

Nambaran’ny filohan’ny Repoblika, nandritra ny fanapahana fifehezana “Iftar” ara-pirahalahiana nanasana azy fa mivoy ny faharetana, ny fandavan-tena sy ny fankasitrahana ny soa azo rehetra ny ramadany. “Soatoavina anisan’ny ahafahana manorina firenena matanjaka sy mandroso izany”, hoy izy. Nodimandry omaly, ny depiote teo aloha, voafidy tao Sambava, Jaosoa Jean Pascal. Solombavam­bahoaka […]

Filohan’ny Antenimierampirenena: “Tsy manaotao foana izany ny ben’ny Tanàna”

Nosalorana samboady ny herinandro teo ny ben’ny Tanàn’ i Toamasina, Andria­fa­no­mezantsoa Lovaheritiana Alain, na i Zoky Alain. No­tanterahina teo anoloan’ny Lapan’ny tanàna, eo amin’ny araben’ny fahaleovantena izany. Hentitra ary nazava ny lahatenin’ny filohan’ny Anteni­mi­erampirenena, Tokely Justin. “Tsy manaotao foana izany ny ben’ny Tanàna”, hoy izy. Anisan’izany ireo fepetra noraisin’ny mpitantana, […]

Minisitra Mara Volamiranty Donna : “Ho an’ny Malagasy rehetra ny tetikasa Base Toliara”

Anisan’ireo naneho ny heviny sady nitondra fanazavana ny minisitra, Volamiranty Mara Donna, momba ny tetikasa Base Toliary. “Ho an’i Madagasikara iray manontolo ny fampandrosoana sy ny tombontsoa ho azo amin’ny tetikasa Base Toliara”, hoy ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina sady mpitondra tenin’ny governemanta, i Mara Volamiranty Donna, manoloana […]

Fihaonana an-tampon’ny COI : Hamafisina ny fanadiovana ny tanàna

Andro isaina sisa: 23 andro, ny fanatanterahana ny fihaonana an-tampony faha-V eo anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI), izay hatao eny amin’ny CCI Ivato, amin’ny 24 avrily ho avy izao. Mba handrindrana ny hetsika ilaina amin’ny fahombiazan’izany, nisy ny fihaonana teo amin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, sy ny ben’ny Tanànan’ny […]