Politika

Fikaroham-bahaolana: nampanantsoin’ny solontenan’ny Pnud maika ny FFKM

Tsy mipetra-potsiny, ma­noloana ny toe-draharaham-pirenena. Nambaran’ny loharanom-baovao iray fa nampanantsoin’ny solontena maharitry ny Pnud, eto amintsika, ireo iraka avy amin’ny birao foiben’ny FFKM, ny alatsinainy teo, teny Andraharo. Tsy nisy nipika ny fifampiresahana teo amin’ny roa tonta. Na izany aza, voadinika ny fiainam-pirenena ankapobeny, indrindra ny lafiny politika. Anisan’izany ny […]

Tolokevitry ny HCDDED: “Foana ny fifidianana raha latsaky ny 25% ireo mpifidy”

Namoaka ny Gazety boky, Demokrasia, isan-telovolona indray ny eo anivon’ny HCDDED, omaly, tetsy Soa­nierana. Nivoitra tamin’izany ny tolokevitr’izy ireo amin’ny lalàm-pififidianana. “Tokony ho foana ny fifidianana natao raha tsy mihoatra ny 25% ny tahan’ireo mpifidy nandray anjara tamin’izany”, hoy ny filohan’ity rafitra ity, Navony Pierre Lenoble. Nanteriny fa tsy misy […]

Fitantanana sy andraikitra: mizara ny traikefany, Andriamaharivolamena Zavamanitra

Iza izy ? Andriami­hari­vo­lamena Zavamanitra. 39 taona ary zanak’i Fandriana. Anisan’ireo manam-pahaizana manokana momban’ny fiharian-karena sy ny fitantanam-bola. Mampianatra eny amin’ny ambaratonga ambony ary “Administrateur” eo anivon’ny Banky foiben’i Madagasi­ka­ra. Nianatra tany Frantsa, tao amin’ny «Faculté des sciences économiques et de gestion», Oniversite “Aix-Mar­seille”. Manao Judo ary tepana mainty. Anisan’ny […]

Fahamarinan’ny lisi-pifidianana : “Ny fanaovana fanaraha-maso no antoka”, hoy ny Ceni

“Tsy mihambahamba izahay eto amin’ny Ceni miantso ny rehetra hanao fanaraha-maso ny lisitry ny mpifidy. Izay ihany no antoka azo ifotorana amin’ny fampanjakana ny fahamarinana sy ny fangaraharana”, hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, momba ny filazan’ny antoko politika sasany fa tsy mangarahara ny fanavaozana ny lisitry […]