“Nanome toky azy ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana ary manome toky ny vahoaka malagasy sy ny mpanao politika ary ny kandidà fa hanao araka ny Lalàmpanorenana, antsakany sy andavany ary amim-pahamarinana ny fifidianana depiote”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC), Rakotoarisoa Florent, teny Ambohidahy, afakomaly, ny amin’ny fitsidihana […]
Politika
Politika ankapoben’ ny fanjakana: naverina ny fihaonamben’ny lehiben’ny Sampam-pitsarana
Ao anatin’ny fanatanterahina ny politika ankapoben’ny fanjakana, ny minisitera fitsarana. Naverina ny fihaonamben’ny Lehiben’ny Sampam-pitsarana misahana ny ady ifanaovan’ny olon-tsotra. Tanterahina any Toliara, mandritra ny telo andro, nanomboka omaly, ny Fihaonamben’ny lehiben’ny Sampam- pitsarana misahana ny ady ifanaovan’ny olon-tsotra na ny «Journées des Chefs des Juridictions Judiciaires». Nanokatra izany tamin’ny […]
Section de recherches Fiadanana: les parents de Andry Andriantongarivo auditionnés puis relâchés
La section de recherches criminelles (SRC) de Fiadanana a confirmé hier, la convocation des parents du détenu Andry Andriantongarivo, les époux Doudou Andriantongarivo et Marie Claire Rasoavololona. D’après les explications du colonel Tahina Ravelomanana, commandant de la SRC, le couple a pu regagner son domicile après avoir été entendu. L’officier […]
Vovonana Firaisankina : “Mila mailo isika ivelan’ny fitondrana”
Nitondra ny heviny amin’izao volana vitsy mialoha ny fifidianana depiote izao ny eo anivon’ny Vovonana Firaisankina, amin’ny alalan’ny mpitarika ny HVM, Rakotovao Rivo. “Efa hita taratra sahady ny fiandaniana samihafa ataon’ ireo tomponandraiki-panjakana isan-tokony. Tsy maintsy mailo isika antoko ivelan’ny fitondrana fa efa manao ny ataony ry zareo mpitondra”, hoy […]
Jly Deramasinjaka Manantsoa : nanome toromarika ny miaramila
Nampivory ny miaramila eo anivon’ny Tafika Malagasy ny lehiben’ny etamazaoron’ireo Tafika (EMA), ny Jly Deramasinjaka Manantsoa Rakotoarivelo, nandritra ny fitsidihan’ireo tomponandraikitra ambony misahana ny fandriampahalemana tany amin’ny faritra Bongolava, ny alatsinainy teo. Tao amin’ny «Bataillon d’infanterie» Tsiroanomandidy, eo ambany fibaikoan’ny Kly Mahatombo Deboyer no nanatanterahana izany. Hentitra ny EMA amin’ny […]




